Ambanja: Nesorina amin’ny toerany ny lehiben’ny Distrika

  • jeudi, 21 mai 2020 13:51
  • Zakaria

Nofoanana nandritra ny Filankevitry ny minisitra ny alarobia 20 may 2020 ny didim-panjakana manendry ny lehiben’ny Distrikan’Ambanja.

Roa andro lasa izay no nahitana lavanila halatra milanja 8kg teo amin’ny faritry ny « Résidence » ny Distrika Ambanja. Mbola anatin’ny famotorana ny raharaha amin’izao fotoana. Tombanan’ny aty Ambanja fa mety hisy hifandraisany amin’io raharaha io izao fanesorana amin’ny toerany ny lehiben’ny Distrika izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.