Fitsidihana: Tonga eto Madagasikara ny Praiminisitra lefitra sinoa, Sun Chunlan

  • lundi, 04 novembre 2019 20:14
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Mitsidika firenena telo aty Afrika dia i Madagasikara, Namibia ary Ghana ny Praiminisitra lefitra misahana ny filankevi-panjakan'ny Repobika entim-bahoakan'i Chine, Sun Chunlan, ny 4 ka hatramin’ny 13 novambra 2019.

I Madagasikara no nisantarany ny fitsidihany. Tonga nitsena ny delegasiona sinoa teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny hariva teo ny praiminisitra lehiben’ny governemanta sady misahana vonjimaika ny ministeran’ny raharaham-bahiny Ntsay Christian, sy ireo mpikambana ao amin'ny governemanta.

(Jereo Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.