Politique

    • jeudi, 30 juillet 2020 11:33
    • Zakaria
    • Photo Net

    Masy Goulamaly: Elue vice présidente de la commission « Egalité de genre, de la promotion de la femme et du développement de la jeunesse » du forum parlementaire de la SADC

    La Députée de Madagascar Masy Goulamaly Marie Jeanne d’Arc a été élue Vice-Présidente de la Commission « Egalité de Genre, de la Promotion de la Femme et du Développement de la Jeunesse » GEWAYD (GenderEquality, Women’sAdvancement and YouthDevelopment) du Forum Parlementaire de la SADC ce 28 juillet 2020. L’élection s’est déroulée par visioconférence qui a vu la participation des Seychelles, du Mozambique, de la République Démocratique de Congo, de l’Angola, de l’Afrique du Sud, de l’Ile Maurice, de la Zambie, du Malawi et de Madagascar. Les pays membres accèdent à la présidence et la vice-présidence de la Commission pour un mandat de deux ans selon le principe de la rotation géographique. L’élection concerne alors les parlementaires des pays de la zone concernée.
    Lire la suite ...
    • mercredi, 29 juillet 2020 19:17
    • Zakaria

    Rapport provisoire sur les financements négociés et à négocier

    Rapport provisoire sur les financements négociés et à négocier en réponse à la pandémie du Coronavirus 19Mise à jour du 28 JUILLET 2020(Document Ministère de l'économie et des finances) Montant total (en millions USD): 671.73Décaissements effectifs (en millions USD): 186.4 Bravo pour la transparence. Aux ministères ou services concernés de publier les détails des matériels achetés et les coûts.Si on peut mettre aussi le volet don/prêt/durée et taux du crédit. (Voir suite Photos)
    Lire la suite ...
    • mardi, 28 juillet 2020 11:14
    • Zakaria
    • Photos Fournies

    Lutte contre le Covid-19: Nosy Be et Antsiranana dotés de matériels médicaux et de médicaments

    Le Président de la République Andry Rajoelina et son épouse Mialy Rajoelina se sont rendus, hier, au Centre Hospitalier de Référence du District de Nosy Be. A l'occasion, le Président a remis des équipements et des matériels médicaux pour renforcer la lutte contre le Covid-19. En effet, à l'instar des autres hôpitaux, le CHRD de Nosy Be a également reçu des médicaments, des équipements de protection individuelle composés entre autres, d'EPI, de blouses, de combinaisons, de masques et de gants chirurgicaux, des kits de tests PCR, des gels hydroalcooliques, ainsi que deux concentrateurs d'oxygène. A ce jour, Nosy- Be enregistre un taux relativement faible de cas positifs au Covid-19. Le Président Andry Rajoelina a néanmoins donné des consignes fermes pour veiller au respect strict des mesures sanitaires et anticiper la propagation de la pandémie.
    Lire la suite ...
    • lundi, 27 juillet 2020 19:41
    • Zakaria
    • Sary nindramina

    Daodo Arona Marisiky: Nandray ny toerana maha Governoram-paritra DIANA azy

    Tontosa androany teo amin’ny tokontany malalaky ny Faritra DIANA ny famindram-pahefana teo amin’ny lehiben'ny Faritra DIANA mpisolo toerana sy governoram-paritra DIANA, Daodo Arona Marisiky, izay vao notendrena nandritra ny filankevitry ny minisitra ny alakamisy 23 jolay teo. Niatrika izany ny filoham-pirenena Andry Rajoelina. Nanazava ity farany fa solontenan’ny filoha, manapa-kevitra amin’ny asa fampandrosoana ny Faritra ny Governora. Nanamafy ny fampanantenana nataony ny filoham-pirenena fa tsy maintsy hovitaina ny lalam-pirenena mampitohy an’Ambanja-Antsiranana. Nisy ihany koa androany ny fampitaovana ny CHU Tanambao, hiadiana amin’ny Covid-19. (Jereo Sary Tohiny)
    Lire la suite ...
    • dimanche, 26 juillet 2020 22:28
    • Zakaria
    • Sary nindramina

    Andriantomanga Mokhtar Salim: Mandray ofisialy ny toerana maha Governoran’ny Faritra Boeny azy

    Tontosa androany Alahady 26 jolay 2020 ny famindram-pahefana teo amin’ny Lehiben’ny Faritra Boeny Mpisolotoerana Atoa Bazezy Vanombe Clavelah sy ny Governoran’ny Faritra Boeny vao notendrena ny alakamisy 23 jolay teo, Atoa Andriantomanga Mokhtar Salim. Nanotrona izany tao amin’ny Lapan’ny Faritra teto Mahajanga Be ny Filoha Andry Rajoelina mivady. Niazo ny CHU Mahavoky Atsimo, nanolotra nitondra fanafody, CVO ary fitaovana toy ny concentrateur d’oxygène entina hiadiana amin’ity valan’aretina Covid-19, ary koa fandrisika ho an’ny mpiasan’ny fahasalamana ny delegasiona notarihin’ny Filoham-pirenena taorian’izay. (Jereo Sary Tohiny)
    Lire la suite ...
    • samedi, 25 juillet 2020 14:15
    • Zakaria
    • Tahirin-tsary nindramina

    Ady amin'ny Covid-19 : PM Ntsay Christian no hilaza ny fepetra ho amin'ny 15 andro manaraka

    Ny Praiministra lehiben'ny Governemanta Ntsay Christian, no hitafa mivantana amin'ny vahoaka Malagasy amin'ny TVM/RNM ny alahady 26 jolay 2020 amin'ny 8 ora alina. Mandritra izany no hanambarany mikasika ny fepetra horaisin'ny fanjakana ho amin'ny 15 andro manaraka, ao anatin'ny ady atao amin'ny valan'aretina Covid-19.    
    Lire la suite ...
    • vendredi, 24 juillet 2020 16:52
    • Zakaria
    • Photos fournies

    Bonne gouvernance: Le Japon promet de continuer son appui technique et financier en faveur du BIANCO

    Higuchi Yoshihiro, le nouvel ambassadeur du Japon à Madagascar, a effectué, ce jeudi 23 juillet, une visite de courtoisie auprès du Directeur Général du Bureau Indépendant Anti-corruption (BIANCO), Andrianirina Laza Eric Donat, au siège du BIANCO sis à Ambohibao. L’ambassadeur du Japon voulait s’enquérir d'avantage de la situation de la lutte contre la corruption à Madagascar, notamment en ce qui concerne des avancées et des perspectives de la mise en œuvre de la Stratégie Nationale de Lutte Contre la Corruption dans la Grande île. En réponse, le DG du BIANCO lui a dressé le panorama global de la situation de cette lutte depuis sa création en 2004, en insistant sur son action depuis qu’il est nommé à la tête du Bureau en 2019.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 24 juillet 2020 10:49
    • Tigre
    • Sary nomena

    Faritra Atsinanana: Fampandrosoana ifotony -fifamoivoizana -famoaham-bokatra

    Rehefa natelin’ny tondra-dranon’ny rivo-doza ENAWO (martsa 2016) ny BAC tao Agnivorano-Est, dia nijaly sy sahirana ny mponina amin’ity faritra anatin’ny Distrikan’i Brickaville, atsimon’ny tandavana na corridor CAZ/Ankeniheny-Zahamena, izay itambaran’ny kaominina maromaro (Agnivorano-Est, Fetraomby, Marosiragnana, Ambohimanagna). Efa an-taona maro ireo Ben’ny tanàna no nangataka tamin’ny fitondram-panjakana. Mivaly izany ankehiriny, ka ny Faritra Atsinanana no hanamboatra izany amin'ny alalan’ny teti-bolany madiodio. Anomboka ny fandrafetana ny BAC vaovao ary amboarina ihany koa ny POINTEMENT. Faritra tena mamokatra tokoa raha ireo kaominina voalaza etsy ambony ireo. Tonga tany an-toerana ny solontenan’Andriamatoa Governora RAFIDISON Richard Théodore, ny Tale DID LAURENT Jean Maurice sy ny PRMP TEFIARITOKY Julda Antonio nijery akaiky ny famaritana ny asa atao.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 24 juillet 2020 10:22
    • Zakaria
    • Sary nindramina

    Kalozafy Séraphine: Senatera vaovao handray ny toerany ao Anosikely

    Ny 3 jolay 2020 ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana no namoaka didy laharana faha 06-HCC/AR milaza fa hita fototra ny fahabangan-toerana eo anivon’ny Antenimierandoholona taorian’ny nahafaty ny senatera Razafindrakoto Ravololonirina Emilie, izay nodimandry teto Antananarivo ny 22 jona 2020. Ny andininy fahatelo amin’io didin’ny HCC io no manambara fa senatera Leader Fanilo voafidy tao amin’ny Faritany Antsiranana i Kalozafy Séraphine.
    Lire la suite ...
    • jeudi, 23 juillet 2020 22:42
    • Zakaria

    Filankevitry ny Minisitra: Niampy telo ireo Governoran’ny Faritra voatendry

    Andiany fahaefatra ireo Governoran’ny Faritra voatendry nandritra ny Filankevitry ny Minisitra, notanterahina tamin’ny alalan’ny « visioconférence » androany alakamisy 23 jolay 2020. - Faritra Analanjirofo: Dr Randriamanantena Marcellin - Faritra DIANA: Marisiky Daodo Arona - Faritra Boeny: Andriantomanga Mokhtar
    Lire la suite ...
Page 7 sur 136