Politique

    • vendredi, 21 août 2020 19:07
    • Balita
    • Tahirin-tsary nindramina

    Antananarivo: Hisy lalana hampitondraina ny anaran’Andriamanjato sy Razanamasy

    Hiatrika fivoriana tsy ara-potoana ny filankevitra monisipalin’Antananarivo Renivohitra ny alarobia 26 ka hatramin’ny zoma 28 aogositra izao. Hita amin’ny lahadinika voarakitry ny taratasy fampiantsoana fivoriana azy 55 mianadahy mpikambana ao amin’ny filankevitra ny momba ny fanomezana anarana vaovao ny lalana miisa roa ao Antananarivo Renivohitra. Hisy, noho izany, ny fampitondrana ny anaran’ny mpanao politika isany Andriamanjato Richard Mahitsison sy Razanamasy Guy Willy. Efa samy Ben’ny tanànan’Antananarivo ireo mpisehatra ara-politika roalahy izay nanana ny lazany manokana ireo. Efa samy olom-panjakana ambony ihany koa izy ireo. Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra ny mpitandrina Andriamanjato Richard ny taona 1959-1977, ary ny taona 1995-1999 kosa ny farmasiana Razanamasy Guy Willy. Nandimby an’ity farany Ravalomanana Marc ny taona 2000-2002, izay lasa filoham-pirenena ny taona 2002-2009.
    Lire la suite ...
    • mercredi, 19 août 2020 22:12
    • Zakaria
    • Photo : AN

    Christine Razanamahasoa: Le taux de participation des femmes à la vie politique reste encore faible à Madagascar

    La Présidente de l’Assemblée nationale, Christine Razanamahasoa, a participé au 13ème Sommet des Présidents de Parlement ce mardi 18 août 2020 et pendant quatre jours par visioconférence. Pendant son allocution, elle a mis en exergue les efforts menés par l’Etat Malagasy concernant les droits et la protection des femmes, notamment des réformes sur la législation. Christine Razanamahasoa a également souligné que le taux de participation des femmes à la vie politique reste encore faible à Madagascar et qu’il appartient aux femmes parlementaires d’apporter les changements et les réformes nécessaires pour dénoncer les comportements discriminatoires et de renforcer la sensibilisation des jeunes filles afin de faire évoluer les mentalités.    
    Lire la suite ...
    • mercredi, 19 août 2020 21:42
    • Zakaria
    • Sary nindramina

    Razanamahasoa Christine: Mbola ambany ny tahan’ny fandraisan’ny vehivavy malagasy anjara eo amin’ny lafiny politika

    Nandray anjara tamin’ny fivorian’ireo vehivavy filohan’ny Parlemanta andiany faha-13 Ramatoa Razanamahasoa Christine, filohan’ny Antenimieram-pirenena, fihaonana izay nanomboka ny talata 18 aogositra 2020, ary haharitra efatra andro, amin’ny alalan’ny visioconférence. Mikasika ny ezaka nataon’ny Fanjakana Malagasy ho fampiroboroboana sy ho fiarovana ny vehivavy, indrindra amin’ny herisetra miseho amin’ny lafiny maro no nivoitra nandritra ny lahateny nataony. Nomarihiny ihany koa fa mbola ambany ny tahan’ny fandraisan’ny vehivavy malagasy anjara eo amin’ny lafiny politika, nefa kosa dia anjaran’ireo izay efa misehatra amin’izany ny manentana sy manao izay hampivoatra hatrany ny zon’ny vehivavy.  
    Lire la suite ...
    • mercredi, 19 août 2020 18:53
    • Zakaria
    • Sary nindramina

    Mali: Ny « Comité National de Salut du Peuple » izao no mitondra

    Nametra-pialana omaly ny filoha Ibrahima Boubacar Keita (IBK) rehefa nosamborin'ny miaramila. Nosamborin’ireto farany koa ny Praiminisitra Boubou Cissé, ny minisitry ny raharaham-bahiny Tiébilé Dramé, ny depiote Karim Keita, zanaka lahin’ny filoha IBK. Rava governemanta sy ny Antenimieram-pirenena. Ny « Comité National de Salut du Peuple » na CNSP tarihin-dry kolonely Malick Diaw sy ny kolonely Sadio Camara izao no mitondra any Mali. Nanao fanambarana ny CNSP fa hametraka tetezamita tantanan’ny sivily, izay hikarakara fifidianana malalaka ao anatin’ny fotoana haingana. Nankasitrahan’ny ankamaroan’ny Vahoaka any Mali ny hetsika nataon’ireto andiana miaramila nahatonga an’izao fametraham-pialan’ny filoha IBK izao. Ny vahoaka izay efa nidina an-dalambe herinandro maromaro izao nitaky ny fialan’ity filoha maliana ity.
    Lire la suite ...
    • mardi, 18 août 2020 18:43
    • Zakaria
    • Photos fournies

    Consolidation de la paix à Madagascar: Le PNUD fait don de matériels informatiques

    Le Programme des Nations Unies pour le développement (PNUD) a remis ce jour des lots de matériel informatique aux ministères de la Défense nationale, et de la Sécurité publique, au Sécrétariat d’Etat à la gendarmerie et à l’Assemblée nationale. Cet appui, financé par le fonds des Nations Unies pour la consolidation de la paix (UNPBF), s’inscrit dans les efforts du Système des Nations Unies à Madagascar pour promouvoir un secteur de la sécurité qui contribue au maintien de la paix, et respectueux des droits humains et redevable. Cet appui vise aussi à contribuer au renforcement de la confiance de la population Malagasy dans les forces de défense et de sécurité (FDS).  
    Lire la suite ...
    • jeudi, 13 août 2020 16:43
    • Christophe Bélier
    • Photo illustration Net

    Voyage à Madagascar: Mise en garde de l’ambassade américaine

    Une information lue sur la page web de l’ambassade américaine à Madagascar ce jeudi 13 août 2020 met en garde les Américain(e)s désirant se rendre sur la Grande île. La note met un accent particulier sur le crime par-delà la crise sanitaire de Covid-19 au sujet de laquelle les concernés sont invités à bien se renseigner avant de partir. Suivant la source diplomatique, des occurrences criminelles, comme les attaques à mains armées, pourraient se produire à travers le pays, notamment à Antananarivo, Nosy Be, Toamasina, Mahajanga, Ankarana, les Montagne d’Ambre (parc national à proximité d’Antsiranana) et Isalo.
    Lire la suite ...
    • mercredi, 12 août 2020 16:13
    • Tigre
    • Sary nomena

    Faritra ATSINANANA: Hifantoka tanteraka amin’ny asa fampandrosoana

    Tapitra ny fihibohana vokatry ny valanaretina Covid-19 raha ny eto amin'ny Faritra Atsinanana, hifantoka tanteraka amin’ny asa fampandrosoana ny Ekipan’ny Governora RAFIDISON Richard Théodore. Fanambin’ny Governora Faritra Atsinanana hatramin’ny nandraisany ny andraikiny ny 19 martsa, ny hametraka ny faritra Atsinanana ho anisan’ireo Faritra mpitarika na « région pilote », manoloana ireo vina sy fandaharan’asa sy tetik’asa kasain’ny fitondram-panjakana apetraka. Mila Faritra matanjaka, miasa ary mazoto anefa izany fanamby goavam-be izany. Ary tsy ho tratra velively ny tanjona, raha tsy ireo hery velona rehetra anatin’ny Faritra Atsinanana no mifandrimbona amin’izany. Fepetra iray ihany izany, fa ny tena takian’ny Fampandrosoana dia ny fananana Drafitrasam-pampandrosoana maty paika, marina ary eken’ny rehetra.
    Lire la suite ...
    • mercredi, 12 août 2020 12:19
    • Super User

    Fitaterana hazo sarobidy: Manome alalana hitaona izany ny minisitry ny serasera

    Aleo dia ampiasaiko ilay tenin'ny namana iray iny hoe: "Za zany dé tsy nahateny tsony fa nalahelo be fotsiny". Ny minisitry ny serasera dia nanome alalana orinasa hitatitra hazo anamboarana ny Rova Manjakamiadana. Raha tsiahivina moa dia Tropical Woods no nahazo ny tsena nanamboatra ny resaka hazo tao amin'ny Lapan'ny Tanàna Antananarivo Renivohitra, nanamboatra ny tranon'ny Filoha Andry Rajoelina, ary namana akaiky an'ingahy Mamy Ravatomanga. Ny minisitra Lalatiana Rakotondrazafy moa dia akaiky an'i Mamy Ravatomanga, izay izy no mampiantrano sy miantoka amin'ny ampahany ny fampandehanan-draharahan'ny Free Fm sy Gazety Free ao amin'ny Villa La Pradon Antanimena. Antenaina fa nisy fifaninana tolo-bidy izy ity. Mirary soa e.Patrick  
    Lire la suite ...
    • lundi, 10 août 2020 10:42
    • Zakaria
    • Sary nindramina

    Fanoherana: Manao fikaonan-doha nasionaly ny RMDM

    Manatanteraka fikaonan-doha nasionaly ao Bel’Air Ampandrana –Antananarivo ny Rodoben’ny Mpanohitra ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara (RMDM) androany alatsinainy 10 aogositra 2020. Filohan’antoko, mpanao politika, sendikalista, olomboafidy, fiarahamonim-pirenena, olontsotra… mandray anjara amin’izany, manaja ny fepetra ara-pahasalamana. Miatrana vao maraina ety ivelan’ny toerana anaovana fikaonan-doha ny mpitandro ny filaminana. (Jereo Sary Tohiny)
    Lire la suite ...
    • dimanche, 09 août 2020 15:15
    • Zakaria
    • Tahirin-tsary nindramina

    Fahamehana ara-pahasalamana: Tsy nifanarahan’ireo lehiben’ny andrimpanjakana ny mbola hitohizany

    Nitarina 15 andro ny fahamehana ara-pahasalamana. Ny Didim-panjakana laharana faha-2020-890 tamin’ny 08 aogositra 2020 no mamaritra fa mipetraka eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara ny «Fahamehana ara-pahasalamana» manomboka ny 08 Aogositra 2020 ary mihatra avy hatrany.
    Lire la suite ...
Page 5 sur 136