Politique

    • mardi, 01 septembre 2020 23:00
    • Zakaria
    • Sary nindramina

    Orinasa AAA Behoririka: Nomena baiko tsy hanome "certificat d'existence" ny Fokontany

    Baiko avy amin'ny lehiben'ny Distrika no voalazan'ny fitanana an-tsoratra nataon'ny vadintany ny 28 aogositra 2020, fa tsy anomezan'ny sefo Fokontany Behoririka, Boriborintany fahatelo, Antananarivo Renivohitra "certificat d'existence" ny orinasa AAA Behoririka. Ny 19 aogositra 2020 tolakandro no nakaton'ny fanjakana ny AAA Behoririka. (Jereo Sary Tohiny)
    Lire la suite ...
    • mardi, 01 septembre 2020 07:57
    • Tigre

    Rapport d'information du Sénat français sur les Îles Éparses

    A la suite d'un déplacement du groupe d'études sur les Terres australes et antarctiques françaises. Rapport enregistré à la Présidence du Sénat le 22 juillet 2020 ........ "Les îles Éparses représentent un enjeu de souveraineté, ce qui explique que les Comores, Madagascar et Maurice revendiquent régulièrement ces territoires. À cet égard, la légitimité de la souveraineté française est régulièrement menacée, en particulier par la République de Madagascar comme ce fut le cas lors de la dernière Assemblée générale de l'ONU. En effet, depuis la découverte des richesses hydrocarbures que ces îles abritent, Madagascar exige que les îles Éparses lui soient rendues, alors qu'elles ont été conservées par la France après l'indépendance du pays en 1960. Les enjeux sont majeurs puisque le potentiel économique et géopolitique de ces îles est important : grâce à la zone économique exclusive (ZEE) dont dispose la France dans le canal du Mozambique, elle est présente sur l'une des voies maritimes les plus stratégiques du monde. De plus, l'exploitation exclusive des hydrocarbures représente un vrai potentiel économique dont la France pourra disposer sur le long terme, pouvant la hisser dans les premiers rangs mondiaux. (Source http://www.senat.fr/rap/r19-664/r19-6640.html)
    Lire la suite ...
    • vendredi, 28 août 2020 19:55
    • Zakaria
    • Sary nomena

    Andry Rajoelina: Mitsidika an’i Vakinankaratra

    Mitsidika an’i Vakinankaratra ny filoham-pirenena Andry Nirina Rajoelina io maraina io. Fantatra tamin’izany fa anio sy rahampitso izy no ho eto Antsirabe, Renivohitr’i Vakinankaratra. Nisantarany ny fitsidihana ataony ny fitokanana ny Biraom-paritry ny Polisim-pirenena eto Vakinankaratra, izay nambara fa hananganana toa io avokoa ny faritra 21 hafa aoriana. Taorian’izay dia nisantatra ny fizarana Vatsy tsinjo tao an-tokontanin’ny Sekoly Loterana Farimbona ny tenany ka nisy solontena vitsivitsy nisitraka izany.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 28 août 2020 19:11
    • Balita
    • Sary nindramina

    Moramanga: Vitaina ao anatin’ny 60 andro ny fanamboarana rarivato

    Haharitra 60 andro nanomboka ny alarobia 19 aogositra lasa teo ny asa fanamboarana ny lalana rarivato eto an-tampon-tanànan’i Moramanga. Ireo toerana tena ratsy amin’ny lalam-pirenena vonjimaika (RNT) faha-23 mankany Anosibe an’ala no voakasik’izany.Rarivato mirefy 3 200 metatra tsy mivadimandry no hovitaina. Volan’ny faritra Alaotra-Mangoro madiodio no miantoka ny tetikasa, izay sahanin’ny orinasa Mavitrika Sarl. Miova endrika vokatry ny fifandaminana noho izany ny fifamoivoizana eto Moramanga.Tombanana ho 1 500 isan’andro eo ny isan’ny fiara mampiasa ny lalam-pirenena faha-2, izay mifandray amin’io lalana hatao rarivato io. Fiara miisa 10 isan’andro eo kosa no mampiasa ny RNT23. Balita Raharisoa (Jereo Sary Tohiny)
    Lire la suite ...
    • jeudi, 27 août 2020 21:56
    • Zakaria
    • Sary nindramina

    Commission Mixte Paritaire: Voatendry ireo solontenan’ny Antenimeram-pirenena

    Voatendry ireo solontenan’ny Antenimeram-pirenena ao anatin’ny Commission Mixte Paritaire (CMP), izay vaomiera hiara-hidinika amin’ny solontenan’ny Antenimierandoholona ny volavolan-dalana laharana 001/2020. Solombavam-bahoaka miisa 14 no voatendry amin’izany, ka 10 avy amin’ny IRD, 2 avy amin’ny GPR ary 2 avy amin’ny TIM. Tompon-toerana ny 7 amin’ireo, ary Mpisolotoerana ny 7. Hametraka ny birao ireo Solombavam-bahoaka ao anaty Vaomiera ireo rahampitso zoma 28 aogositra, ary raha tsy misy ny fiovana dia rahampitso hariva ihany izy ireo dia hiara-hivory amin’ny Solontenan’ny Antenimierandoholona. Ireto avy izy ireo : (Jereo ny sary)  
    Lire la suite ...
    • mardi, 25 août 2020 19:44
    • Tigre

    Mutinerie à la prison de Farafangana: Répression sanglante, 20 compatriotes abattus comme des lapins

    La Constitution de la République de Madagascar dispose : « Le droit de toute personne à la vie est protégé par la loi. Nul ne peut être arbitrairement privé de la vie » (article 8), rappelle Rabenoro Mireille, Présidente de la Commission Nationale Indépendante des Droits de l’Homme (CNIDH). De toute évidence, les responsables qui ont donné l’ordre ou l’autorisation aux éléments de l’OMC d’arrêter à tout prix les fugitifs évadés de la prison portent une lourde responsabilité dans ce massacre a-t-elle dit. Les éléments sur le terrain ont peut-être essayé de tirer dans les jambes des fugitifs, ce qui expliquerait le nombre de 37 évadés capturés vivants, mais le bilan reste trop lourd.
    Lire la suite ...
    • mardi, 25 août 2020 17:04
    • Christophe Bélier
    • Photo: Simple Flying

    Avion chinois: Dons et opération de rapatriement

    Le rapatriement des Chinois se déroule dans la plus grande discrétion, contrairement à celui des autres. Les avions chinois transportant des dons destinés à renforcer la lutte contre la Covid-19 à Madagascar bénéficient d’une médiatisation bien dosée au pays. Le dernier de la série est l’appareil ayant atterri sur le tarmac d’Ivato le 19 août.Il a eu à bord 20 000 kits de test et 30 respirateurs gracieusement offerts par le gouvernement chinois, des Chinois basés sur l’île ainsi que d’autres bienfaiteurs chinois.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 21 août 2020 19:42
    • Zakaria

    « Comptabilité Publique »: Voatendry ho Tale Atoa Raharijaona-Ndrianarialala Rado Haja Ezekiela

    Banga nanomboka tamin’ny 17 aprily 2020 io toeran’ny Talen’ny « Comptabilité Publique » io, rehefa nofoanana nandritra ny filankevitry ny minisitra tamin’io andro io ny didim-panjakana nanendrena ny teo aloha.  
    Lire la suite ...
    • vendredi, 21 août 2020 19:38
    • Zakaria

    « Contrôle Financier » : Voatendry ho Tale Jeneraly Atoa Rasahavelo

    Banga nanomboka tamin’ny 17 aprily 2020 io toeran’ny Tale Jeneraly « Contrôle Financier » io, rehefa nofoanana nandritra ny filankevitry ny minisitra tamin’io andro io ny didim-panjakana nanendrena ny teo aloha.  
    Lire la suite ...
    • vendredi, 21 août 2020 19:31
    • Zakaria

    OFMATA: Nesorina ny Tale Jeneraly

    Nofoanana nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly alakamisy 20 aogositra ny didim-panjakana laharana faha 2005-358 tamin’ny 08 Jona 2005 nanendry ny Tale Jeneralin’ny OFMATA. Toerana niandraiketan’Atoa Randrianatsimbazafy Eddy.  
    Lire la suite ...
Page 4 sur 136