Filtrer les éléments par date : dimanche, 09 août 2020

Madagascar est requis de régler les arriérés de paiement de 8 060 267 dollars auprès du bloc régional de 15 pays SADC, selon The Southern Times dans une publication datée du 7 août.

Le journal basé à Windhoek, la capitale namibienne, précise que, 6 673 693 dollars de ce montant représentent les cotisations annuelles que la Grande île n’a pas versées depuis 2009 où elle était « suspendue » à la suite du coup d’Etat conduit par Andry Rajoelina.

Les 1 386 574 dollars restants sont la dette liée aux dus non réglés à temps en 2008-2009.

Publié dans Editorial

Nitarina 15 andro ny fahamehana ara-pahasalamana. Ny Didim-panjakana laharana faha-2020-890 tamin’ny 08 aogositra 2020 no mamaritra fa mipetraka eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara ny «Fahamehana ara-pahasalamana» manomboka ny 08 Aogositra 2020 ary mihatra avy hatrany.

Publié dans Politique

Tale jeneralin'ny Ladoany Malagasy tamin'ny fitondrana Ravalomanana sy tamin'ny tetezamita i Vola Razafindramiandra Ramiandrasoa. Nodimandry androany maraina ity farany. Mpiasam-panjakana efa misotro ronono ny tenany.

 

Publié dans Tselatra

Mipetraka eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara ny «Fahamehana ara-pahasalamana» manomboka ny sabotsy 08 Aogositra 2020, ary mihatra avy hatrany.

Noraisina nandritra ny Filankevitry ny Minisitra ny didim-panjakana mamaritra izany, taorian’ny fakan-kevitra natao tamin’ny Filohan’ny Antenimieram-pirenena, ny filohan’ny Antenimieran-doholona ary ny Filohan’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana.

Hohazavain’ny Filoham-pirenena mandritra ny fandaharana manokana ao amin’ny Televizionina Malagasy anio alahady amin’ny 08 ora alina ireo fepetra rehetra sy ny andinidininy mikasika ny lamina sy ny fandrindrana rehetra hoentina miatrika ny 15 andro manaraka.

Publié dans Tselatra

9 août: Journée Internationale des Populations autochtones.

 

Publié dans Fil info