Filtrer les éléments par date : mercredi, 26 août 2020
mercredi, 26 août 2020 18:01

Fantatrao ve: Inona no antsoina hoe trosa

Ao anatin'izao hamehana ara-pahasalamana izao, dia naka fanapahan-kevitra ny fitondrana, anampiana ireo mpiasa sahirana misoratra ary mandoa latsakemboka ara-dalàna, heritaona raha kely indrindra, ao amin'ny Cnaps, ny anome vola hindramina, mitovy amin'ny karama raisina iray volana, ary averina mandritra ny 12 volana, manomboka ny 31 janoary 2021.

Inona moa ny atao hoe trosa na crédit?

Ny teny hoe crédit dia avy amin'ny teny latine hoe "credere" na "croire". Izany hoe ny trosa dia vola omena ny olona na orinasa iray mialoha, izay hipetrahan'ny fitokisana fa amerina sy avoaverina ilay vola araky ny hifanarahana, na ny tetiandro, na ny zana-bola tovanana eo amin'ilay renivola.

Publié dans Editorial
mercredi, 26 août 2020 18:00

26 août: Journée mondiale du chien

26 août: Journée mondiale du chien.

 

Publié dans Fil info