Filtrer les éléments par date : mercredi, 19 août 2020

La Présidente de l’Assemblée nationale, Christine Razanamahasoa, a participé au 13ème Sommet des Présidents de Parlement ce mardi 18 août 2020 et pendant quatre jours par visioconférence.

Pendant son allocution, elle a mis en exergue les efforts menés par l’Etat Malagasy concernant les droits et la protection des femmes, notamment des réformes sur la législation.

Christine Razanamahasoa a également souligné que le taux de participation des femmes à la vie politique reste encore faible à Madagascar et qu’il appartient aux femmes parlementaires d’apporter les changements et les réformes nécessaires pour dénoncer les comportements discriminatoires et de renforcer la sensibilisation des jeunes filles afin de faire évoluer les mentalités.

 

 

Publié dans Politique

Notanterahina ny zoma 14 aogositra 2020 ny fitiliana faobe Covid-19 andiany faharoa ho an’ny Loholona sy ho an’ny mpiasa eto anivon’ny Antenimierandoholona.

Niisa 114 izy ireo no nisitraka izany fitiliana izany tamin’ity andiany faharoa ity, ho fanohizana ny fitiliana faobe Covid-19 izay natao ny 08 jolay 2020.

Izao moa no natao dia ny ahafahana mamehy ny fiparitahan’ny valanaretina sy mba ahafantaran’ny rehetra ny toe-pahasalamany, hoy ny fanazavana azo avy ao amin’ny Lapa maitso Anosikely.

 

Publié dans Vaovao

Nandray anjara tamin’ny fivorian’ireo vehivavy filohan’ny Parlemanta andiany faha-13 Ramatoa Razanamahasoa Christine, filohan’ny Antenimieram-pirenena, fihaonana izay nanomboka ny talata 18 aogositra 2020, ary haharitra efatra andro, amin’ny alalan’ny visioconférence.

Mikasika ny ezaka nataon’ny Fanjakana Malagasy ho fampiroboroboana sy ho fiarovana ny vehivavy, indrindra amin’ny herisetra miseho amin’ny lafiny maro no nivoitra nandritra ny lahateny nataony.

Nomarihiny ihany koa fa mbola ambany ny tahan’ny fandraisan’ny vehivavy malagasy anjara eo amin’ny lafiny politika, nefa kosa dia anjaran’ireo izay efa misehatra amin’izany ny manentana sy manao izay hampivoatra hatrany ny zon’ny vehivavy.

 

Publié dans Politique

Nanomboka androany, ary hitohy hatramin’ny zoma izao, ny telo andro hanaovan-dry rasazy sy ireo Paramedy hetsika firaisankina sy fisaonana ho an’ireo namany namoy ny ainy sy iadiana amin’ny herisetra toy ny tifitra, fanolanana, fakana ankeriny mianjady amin’izy ireo, indrindra ireo Paramedy miasa any ambanivohitra.

Saika nanerana ny Nosy no nanamarika izany androany, manaraka ny lamina sendikaly.

Publié dans Sociale

Nametra-pialana omaly ny filoha Ibrahima Boubacar Keita (IBK) rehefa nosamborin'ny miaramila. Nosamborin’ireto farany koa ny Praiminisitra Boubou Cissé, ny minisitry ny raharaham-bahiny Tiébilé Dramé, ny depiote Karim Keita, zanaka lahin’ny filoha IBK.

Rava governemanta sy ny Antenimieram-pirenena.
Ny « Comité National de Salut du Peuple » na CNSP tarihin-dry kolonely Malick Diaw sy ny kolonely Sadio Camara izao no mitondra any Mali.

Nanao fanambarana ny CNSP fa hametraka tetezamita tantanan’ny sivily, izay hikarakara fifidianana malalaka ao anatin’ny fotoana haingana.

Nankasitrahan’ny ankamaroan’ny Vahoaka any Mali ny hetsika nataon’ireto andiana miaramila nahatonga an’izao fametraham-pialan’ny filoha IBK izao. Ny vahoaka izay efa nidina an-dalambe herinandro maromaro izao nitaky ny fialan’ity filoha maliana ity.

Publié dans Politique

Namoaka taratasy datin’ny androany 19 aogositra 2020 ny Foibem-pitondrana ankapobeny momba ny hetra, milaza ny hanakatonana mandritra ny 15 andro ny tranombarotra Magro Behoririka, izay orinasa an’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana. Hetra tsy naloa, mitentina 71 762 792 066,14 Ariary no voalaza fa antony.

Publié dans A la Une

- Quelle est la signification réelle de l’état d’urgence sanitaire ? Quels sont les textes le cadrant ?

- Quelle est l’étendue des pouvoirs conférés au président de la République et au gouvernement en situation d’état d’urgence sanitaire ? Quelle valeur donner aux mesures édictées par le président à travers des discours et non traduites par des actes réglementaires ?

- Quelle est la situation juridique du CCO Covid-19, tantôt une structure formelle compétent pour réglementer les marchés publics et tantôt une structure sans base légale car ne pouvant juridiquement recevoir en son nom des fonds publics ?

Publié dans Editorial

19 août: Journée mondiale de la photographie.

 

Publié dans Fil info

19 août: Journée mondiale de l'aide humanitaire.

 

Publié dans Fil info