Filtrer les éléments par date : jeudi, 13 août 2020

Ao amin’ny Birao foiben’ny Organe de Lutte contre les Evénements de Pollution na OLEP eny Ambatobe – Antananarivo no misy ny birao vonjimaika ny Foibem-pirenena ho an’ny Tontolo Iainana na ONE.

Ny ONE sy ny OLEP moa dia samy rantsana miankina amin’ny Minisiteran’ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy.

Firaisankina teo amin’ny mpiasan’ny ONE sy fanohanana ara-pitaovana avy amin’ny GIZ sy ny oriansa SMTP no ahafahan’ity Foibem-pirenena ho an’ny Tontolo Iainana ity hanohy ny asany indray.

Publié dans Vaovao

Mihoatra ny iray tapitrisa ny olona voan’ny Covid-19 taty Afrika, maherin’ny 770 000 tamin’ireo no efa sitrana raha 24 000 mahery kosa no lavo.

Tarehimarika vonjimaika ihany ireo. Afrika Atsimo, Ejipta, Alzeria ary Maroc no be tranga sy olona namoy ny ainy indrindra noho io valanaretina io.

(Sary nindramina, République démocratique du Congo)

 

Publié dans Tselatra

Une information lue sur la page web de l’ambassade américaine à Madagascar ce jeudi 13 août 2020 met en garde les Américain(e)s désirant se rendre sur la Grande île.

La note met un accent particulier sur le crime par-delà la crise sanitaire de Covid-19 au sujet de laquelle les concernés sont invités à bien se renseigner avant de partir.

Suivant la source diplomatique, des occurrences criminelles, comme les attaques à mains armées, pourraient se produire à travers le pays, notamment à Antananarivo, Nosy Be, Toamasina, Mahajanga, Ankarana, les Montagne d’Ambre (parc national à proximité d’Antsiranana) et Isalo.

Publié dans Politique

Heverina hahatratra hatramin’ny 4,1% ny fitombon’ny harinkarena faobe miainga avy amin’ny fampiasam-bola ankapobeny izay heverina ho 22,6%.

 

Publié dans Economie

13 août : Journée internationale des gauchers.

 

Publié dans Fil info

Rehefa misy asa atao, na asa vokatry ny saina, na service, indrindra ny asa tanana, dia ataovy tsara hatrany. Raha misy ny tsy hay, aza menatra manontany olona, na mianatra. Hitaro hatrany ny fahaizana, fa mivoatra hatrany ny asa.

Mety mandany fotoana kokoa, mety mandany vola ihany koa, fa ny tsara tsy mora, ary aza atao varoboba ny fahaizana tsara. Misy mividy hatrany ny tsara. Tsy client nao izany ireny mitady ny mora sy ratsiratsy ireny. Amin'ny fotoanan'ny krizy, ny tsara tsy voadona loatra, fa misy mividy hatrany.

Fahiny mbola nianatra aho, dia nividy cahier tsara mihitsy natokana atao brouillon, fa tsy fati-taratasy na papier hygiénique akory no ampiasaina dia entina WC avy eo, nasiako Numéro mihitsy isaky ny brouillon lany.

Publié dans Editorial