Filtrer les éléments par date : jeudi, 30 juillet 2020

Notapahana mandritra ny Filankevitry ny Minisitra fa hatomboka amin’ity taona ity ny fanaovana ireo FlyOver na teteza-mihantona ambony kihon-dalana miisa roa, dia ny etsy Andohatapenaka/Ampasika, sy ny etsy Anosizato.

Hanome famatsiam-bola mitentina 20 tapitrisa dolara ho entina amin’izany ny BADEA na ny Banky Arabo ho amin’ny Fampandrosoana aty Afrika, ka ny famatsiam-bola anatiny no ho entina manomboka ny asa, ary ny famatsiam-bola avy amin’ny BADEA kosa no handray ny tohin’ny asa.

Fampindramam-bola mandritra ny 30 taona izy io, ary amin’ny zana-bola ambany 1%, ary afaka 10 taona vao hatomboka ny famerenana azy.

Ao anatin’izany ny fanaovan-dalana mirefy 8km sy ny fanamboarana ireo tetezana. Mbola mety hitombo io famatsiam-bola io araky ny fizotry ny fifampiresahana amin’ny BADEA.

 

Publié dans Economie

Tapaka nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly, ny hanomezana fanalefahan-ketra manokana ny fanafarana sy fampidirana entana ho enti-miady amin’ny Covid-19 mikasika ireo fiara ambulance sy fitaovana ara-pahasalamana nafarana avy any Chine.

 

Publié dans Tselatra

30 juillet: Journée mondiale de la dignité des victimes de la traite d’êtres humains.

 

Publié dans Fil info

30 juillet: Journée internationale de l'amitié.

 

Publié dans Fil info

La Députée de Madagascar Masy Goulamaly Marie Jeanne d’Arc a été élue Vice-Présidente de la Commission « Egalité de Genre, de la Promotion de la Femme et du Développement de la Jeunesse » GEWAYD (GenderEquality, Women’sAdvancement and YouthDevelopment) du Forum Parlementaire de la SADC ce 28 juillet 2020.

L’élection s’est déroulée par visioconférence qui a vu la participation des Seychelles, du Mozambique, de la République Démocratique de Congo, de l’Angola, de l’Afrique du Sud, de l’Ile Maurice, de la Zambie, du Malawi et de Madagascar.

Les pays membres accèdent à la présidence et la vice-présidence de la Commission pour un mandat de deux ans selon le principe de la rotation géographique. L’élection concerne alors les parlementaires des pays de la zone concernée.

Publié dans Politique