Filtrer les éléments par date : vendredi, 03 juillet 2020

Nitondra fanazavana ny CCO Menabe nanoloana ny resabe momba ny tsy fahasalaman'ny Filohan'ny Fiangonana Loterana Malagasy, Pastora Dr Rakotonirina David, izay nivahiny sy nitarika fivoriana tao amin'ny FLM Mahamanina Andakabe - Morondava omaly.

« Marina fa nisy ny tsy fahasalamana niseho taminy, izay nampisavorovoro ny saim-bahoaka teto Morondava. Efa nandray ny andraikiny avy hatrany ny mpitondra fanjakana sy ny mpiasan'ny fahasalamana eto an-toerana. Efa mihatsara ny fahasalamany io maraina io, araka ny resaka nifanaovanay tamin'ny mpitsabo, ary nanambara ny mpitsabo fa harerahana diso tafahoatra no nahazo azy, ary efa nitodi-doha nihazo an'Antananarivo tamin'ny fiaramanidina io atoandro io ry zareo », hoy ny Mpandrindra ny ivon-toeram-pibaikoana Covid-19 Menabe.

Publié dans Art et Culture

Nifarana tamim-pomba ofisialy androany zoma 03 jolay 2020 ny fivoriana ara-potoana voalohan’ny Antenimierandoholona ho amin’ity taona 2020 ity, rehefa naharitra enimpolo andro, araka ny voalaza ao amin’ny andininy faha 84 ny Lalampanorenana.

Nandritra ny kabary nataony no nanambara ny Filohan’ny Antenimierandoholona Rivo Rakotovao fa « tokony hahay hisafidy izay tena laharam-pahamehana ny fitondram-panjakana amin’ny fandrosoana vahaolana, na eo amin’ny lafiny ara-tsosialy , ara-ekonomika , ara-pitsaboana sy ho fisoroana, hiatrehana izao valan’aretina izao, mba hifanakaiky amin’ny hetahetan’ny vahoaka izany ».

Nohamafisiny ihany koa ny fanaraha-maso ny fampiasana an’ilay vola natao fiandry hiatrehana izao valan’aretina izao « mba hisian’ny tena mangarahara tanteraka eo amin’ny fitantana ny volam-panjakana » izay tsy maintsy atao tatitra any amin’ny Vahoaka.

Publié dans Politique

Nahazo fahafahana vonjimaika ary nivoaka androany ny fonjan’Antanimora nitazomana azy telo volana nanomboka ny 2 aprily 2020 i Ny Rado Rafalimanana, filohan’ny ONG Ny Fanahy no maha olona.

Publié dans A la Une
vendredi, 03 juillet 2020 21:26

Mahajanga: Hisy ny Fanompoa be

Nivory mikasika ny Fanompoa be tao amin’ny biraon’ny Prefen’i Mahajanga ny Alarobia 01 Jolay 2020, ireo manam-pahefana eto an-toerana. Manoloana ny famehana ara-pahasalamana napetraky ny fanjakana dia tsy azo atao ny manao hetsika mamory olona maro be.

Nanambara ny Prefen’i Mahajanga fa tsy ny Fanompoa be no tsy azo atao fa ny famoriana olona mihoatra ny 50 isa, hiatrika izany no voarara.

Hisy araka izany ny Fanompoa be, kolontsaina Sakalava Boeny izay fanao isan-taona eny amin’ny Doany Andriamisara Efa-dahy Manankasina Miarinarivo, eo Tsararano Ambony, saingy tsy maintsy manaja ny fepetra rehetra hiadina amin’ny fiparitahan’ny valan’aretina Covid-19.

 

Publié dans Art et Culture

Au terme de sa mission, en tant qu’Ambassadeur résident de la République Populaire de Chine à Madagascar, Mme Yang Xiaorong a rendu ce jour une visite d’adieu auprès du Premier ministre Ntsay Christian.

A l’instar des reconnaissances réciproques quant à l’excellence de la relation ainsi que de la coopération permanente entre les deux pays et leurs peuples respectifs, son entretien avec le Chef du gouvernement a également permis de passer en revue les domaines de ladite coopération, notamment la santé publique, l’eau, l’agriculture, les infrastructures, les routes, l’énergie, le sport, et la culture.

De tout ce qui y a été discuté, les deux parties ont partagé l’optique de raffermissement de la relation bilatérale.

 

Publié dans Politique

Le Centre Médical Covid-19 (CMC) a officiellement ouvert ses portes au Village Voara Andohatapenaka ce 1 juillet 2020. Il s'agit d'un centre médical mis en place par l'État malagasy pour améliorer la prise en charge et le dépistage des cas liés au Covid-19.

Le CMC accueillera désormais les personnes présentant des symptômes liés au coronavirus. Des dépistages massifs y seront effectués tous les jours. Accompagné de son épouse Mialy Rajoelina, du Premier ministre Ntsay Christian et de quelques membres du gouvernement lors de cette cérémonie, le Président Andry Rajoelina a donné des consignes fermes pour que les résultats des tests soient obtenus dans un délai maximum de 72h.

Le CMC a également été aménagé afin d’accueillir et soigner les patients testés positifs au Covid-19. Des mesures strictes ont été prises par le Ministère de la Santé publique afin de respecter les normes sanitaires requises pour protéger à la fois les patients et les agents de santé.

Publié dans Sociale

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 1 jolay 2020 ny Centre Médical Covid19 (CMC) eny amin’ny Village Voara Andohatapenaka, natrehan'ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina mivady, ny Praiminisitra Ntsay Christian, ny Minisitry ny fahasalamam-bahoaka Pr Ahmad Ahmad, ary ireo mpiaramiombon’antoka.

Miampy arak’izany ny ivo-toerana hanatanterahana fitiliana maimaimpoana sy handraisana an-tanana ireo mararin’ny Covid-19, ary efa misokatra ho an’ny rehetra manomboka ny tolakandro io ihany. Mivaly ao anatin'ny 72 ora ny fitiliana.

Publié dans Vaovao

Nanao fanambarana ny mpitanana ny CHU Anosiala fa ireo marary mafy « forme sévère ou critique » sisa raisin’ity hopitalim-panjakana eny Ambohidratrimo ity.

Voafetra ny toerana hoy ny fanazavana, ary mba hahafahana mitsabo ara-dalàna ny marary no anton’io fandaminana io.

Mila miantso mialoha ny laharana 034 66 785 76 ireo dokotera handefa marary eny amin’ny CHU Anosiala.

 

Publié dans Tselatra

03 juillet: Journée mondiale sans sacs plastique.

 

Publié dans Fil info
vendredi, 03 juillet 2020 11:42

Quid de l’industrie pharmaceutique

Dans l’industrie pharmaceutique, la grandeur n'est pas mesurée seulement par la taille de l'infrastructure, mais avant tout par le budget consacré à la recherche, ainsi que les résultats pharmacologiques testés. Voici la projection pour l'année 2020 des plus grands laboratoires pharmaceutiques du monde en terme de chiffre d'affaires en milliards (Mill.) de US Dollars :

1- Johnson & Johnson ou J&J (USA) : 85,2 Mill.

2- Roche (Suisse) : 64,9 Mill.

3- Novartis (Suisse) : 49,7 Mill.

4- Merck & Co ou MSD (USA): 49,3 Mill.

5- Pfizer (USA) : 47,3 Mill.

6- Glaxo-Smithkline ou GSK (UK) : 46,0 Mill.

7- Bristol-Myers Squibb (USA) : 42,2 Mill. Remarque : CA suite à la fusion avec Celgene.

8- Sanofi (France) : 42,0 Mill.

9- AbbVie (USA) : 35,3 Mill.

10- Astra-Zeneca (UK) : 27,0 Mill.

Publié dans Editorial