Filtrer les éléments par date : samedi, 18 juillet 2020

Ireo toeram-pitsaboana afaka aleha raha toa ka misy ireto soritr’aretina ireto :

- Mikoha-maina
- Mahatsiaro vizambizana
- Marary an-doha
- Marary kibo
- Tsy maheno fofona
- Tsy maheno tsiron-kanina
- Mafana hoditra
- Sempotra
- Marary tratra

 

Publié dans Tselatra

Antananarivo: Ireo fivarotam-panafody mpiandry raharaha ny 18 hatramin'ny 25 Jolay 2020

 

Publié dans Tselatra

Voasambotry ny Zandary ny 13 jolay teo i Dix, rehefa nokarohina nandritra ny roa volana. Namono nahafaty vehivavy iray, izay mpampiasa azy tany Ambatozavavy - Nosy Be izy, tranga izay niseho ny 12 May 2020.

Vola 10 000 Ariary, karamany izay mbola tsy voaloa no namonoany tamin’ny fomba feno habibiana ilay vehivavy mpampiasa azy.

 

Publié dans Vaovao
samedi, 18 juillet 2020 13:27

Covid-19: Mikatona ny HCC

Miato ny asa aman-draharaha eo anivon’ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana na HCC. Tsy azo idirana ny HCC, eo amin’ny mpiandry vavahady no raisina raha taratasy ifaneraserana.

Raha misy asa maika, dia izay mpiasa voakasiky ny fandinihana izany no miasa vonjimaika.

Noraisina ny fepetra manoloana ny fihanaky ny Covid-19 sy ho fiarovana ireo mpiasa, araka ny fampitam-baovao nataon’ny HCC.

 

 

Publié dans Tselatra

Nirehitra ny ampahan’ny Katedraly Piera sy Paoly ao Nantes – Frantsa. Niainga tamin’ny toerana telo ny afo. Nalaky voafehy ny afo. Na izany aza isany rotiky ny afo ny « orgue » lehibe tao am-piangonana.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Tselatra

"Mandela day" existe depuis 2010. 

Le 18 juillet correspond au jour de la naissance de Nelson Mandela.

 

Publié dans Fil info