Filtrer les éléments par date : mercredi, 27 mai 2020

Nanomboka androany ny fizarana ny « Tosika Fameno » ho an’ny Distrikan’i Fianarantsoa. Miara-misalahy amin’ny fizarana, manaraka ny fepetra sy toromarika mihatra amin’izao hamehana ara-pahasalamana izao, ny Faritra Matsiatra Ambony, ny Kaominina ambonivohitra Fianarantsoa, ny Fokontany, ny FID, ny Oniversiten’i Fianarantsoa, ny Fitaleavam-paritra miadidy ny mponina, ny Fahasalamana, ny Paositra Malagasy, ny AGEX ary ny Mpitandro filaminana.

Haharitra 15 andro izao fizarana ny « Tosika Fameno » izao eto amin’ny Distrikan’i Fianarantsoa, ka ny Firaisana Lalazana sy Vatosola no nanombohana izany tamin’ity androany ity.

(Loharanom-baovao: Governoran’ny Faritra Matsiatra Ambony)

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Sociale

Tsy raikitra fisokafan’ny tsenan’ny lavanila taty Ambalavelona sy Ambalahonko, Distrika Ambanja omaly Talata 26 may 2020. Nitaky 200 000 Ariary ny mpamboly, ny mpividy anefa tsy resy lahatra ka tsy nanoratra ny vidy ividianan’izy ireo ny kilaon’ny lavanila, ka tsy nisy marimaritra niraisina. Rava tsy nisokatra ny tsena.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Economie

Nianga androany teto Toamasina ireo ny vazaha mpiasan'Ambatovy. Fiaramanidina miisa telo an’ny Tsaradia, sakelika ao amin’ny kaompania Air Madagascar, no naka azy ireo teto Ambalamanasa niazo an’Antananarivo, ao indray izy ireo no mandray ny sidina manokana mankany ivelany.

Ny roa tamin’ny maraina, dia iray ny atoandro teo. Mpandeha miisa 94 isaky ny sidina izy ireo, nombam-bady aman-janaka hatramin’ny maraina.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Tselatra

Ce vendredi 22 mai 2020, RESPI MADA a présenté son premier respirateur artificiel non-invasif dans les locaux de l’hôpital HJRA aux Dr Ramarolahy, Chef du service de réanimation médicale de l’hôpital HJRA, accompagné du Professeur Rajaonera, Vice-président de la société d'anesthésie et réanimation de Madagascar. A l’issue de la démonstration qui a été réalisée avec une bouteille d’oxygène, les deux professionnels de santé ont encouragé la continuité du développement de ce projet en insistant sur le fait que ce type de respirateur est fondamentalement nécessaire à Madagascar.

Certaines maladies (asthme, AVC, situation de coma…) entraînent une détresse respiratoire du patient. Il est nécessaire d’aider le patient à respirer, cela peut-être fait manuellement, ou à l’aide d’une machine. En effet, ce respirateur se charge d’assurer la survie du patient souffrant de problèmes de respiration en le plaçant sous ventilation artificielle, prêtant ainsi main forte aux poumons endommagés jusqu’à leur rétablissement. Il délivre une quantité donnée d’oxygène avec un débit et une pression régulée.

Publié dans Sociale

Nivoitra io nandritra ny tatitra ny zava-bita nandritra ny taona 2019 nataon’ny Vaomiera-pirenena mahaleotena misahana ny zon’olombelona CNIDH notarihin’ny Filohany Rabenoro Mireille teto amin’ny Antenimierandoholona ny talata 26 Mey 2019.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Sociale

Le Président de la République Andry Rajoelina était en déplacement dans la ville de Toamasina le mardi 26 mai 2020. Renforcer les moyens humains et matériels et mettre en place une nouvelle stratégie afin de contenir la propagation du Covid-19. Tel a été le mot d'ordre. Le Président Andry Rajoelina a ainsi dirigé un atelier de concertation des acteurs et des premiers responsables de la lutte contre le Covid-19 à Toamasina. Durant la rencontre, le Chef de l’État a donné des consignes fermes à l’endroit des autorités locales afin d’appliquer les mesures de ripostes avec plus de fermeté et de rigueur.

Une nouvelle méthodologie de travail a ainsi été mise en oeuvre pour, d’une part, identifier plus rapidement les porteurs du virus, et d’autre part, améliorer leurs prises en charge et leurs traitements. A cet effet, le Président de la République a annoncé qu’un laboratoire d’analyse aux normes sera implanté à Toamasina dans les meilleurs délais. Outre l’hôpital Manarapenitra, la Clinique d’Ambatovy et le Foyer social Canada, le Centre Régional de la Jeunesse et des Sports de Toamasina (CRJS) a été aménagé pour accueillir les porteurs asymptomatiques du Covid-19.

Publié dans Sociale

Madagasikara dia mirakitra 80-90% n'ireo zava-maniry na biby manokana ho azy maneran-tany (Faunes et flores 80-90% d’espèces endémiques), tafiditra ao anatin'izany ny Bois de rose na Andramena.

Inona tokoa moa ity karazan-kazo ity, ary nahoana no harovana fatratra.

Misy ny Andrapotsy, izay mitovy sokajy amin'ny Andramena ihany, fa izy fotsy ny lokony, fanaovana seza sy fanaka, nefa tsy mahasarotiny. Izy ireny ampiasain'ny IKEA ireny, izay hiadivantsika hovidiana andravaka ny biraom-panjakana sy ny any antokatrano fanaka malama fotsy na lokoina vernis mena ireny.

Misy kosa ny Andramena na Bois de rose, izay nosakajiana tao anatin'ny hazo kitay, mena ny ao anatiny.

Publié dans Editorial