Filtrer les éléments par date : samedi, 23 mai 2020

« Ho fiarovana ny fahasalaman’ny besinimaro dia miato ny asa sy ny fandraisana olona eto amin’ny sampandraharaha iombonan’ny fananantany sy ny fandrefesantany ary ny fanajariana ny tany ». Ampahany amin’ny petadrindrina hita eo ambavahadin’ny biraon’ny Domaines sy Topo Alasora Avaradrano io.

Niverina nandray olona ny sampandraharaha iombonan’ny fananantany sy ny fandrefesantany ary ny fanajariana ny tany teto Antananarivo Renivohitra, Atsimondrano, Avaradrano ary Ambohidratrimo nanomboka ny alatsinainy 18 may 2020 teo. Nisy olona naka « Certificat de situation juridique » tao Avaradrano ny alatsinainy 18 may 2020 io ; voamarina anefa fa voan'ny Covid-19 izy io ny talata 19 may 2020.

Publié dans Tselatra

Marie Dimond, Représentant Résident du PNUD à Madagascar a remis ce vendredi au Ministre de la Justice et Garde des Sceaux, Johnny Richard Andriamahefarivo différents lots de matériels et d‘équipements pour soutenir les efforts du Ministère de la Justice à faire face au Covid-19 dans les différentes juridictions et les établissements pénitentiaires.

Suivant la requête du Ministère de la Justice, cette dotation comprend notamment divers lots constitués de 10 000 masques, 200 litres, de produits désinfectant pour sol, 500 litres de liquide détergent, 2 000 unités de gels désinfectant pour mains, 3 000 unités de gants latex, 56 pulvérisateurs, une centaine de distributeurs d'eau et une centaine de seaux d’eaux.

Publié dans Sociale
samedi, 23 mai 2020 15:45

23 mai

Journée mondiale de la tortue.

Publié dans Fil info