Traitement du Covid-19: Madagascar aux côtés des Comores
1 050 traitements préventifs et 600 traitements curatifs du remède amélioré Tambavy CVO ont été envoyés vers l’Union des Comores ce 12 mai 2020.
Cet envoi fait suite à la demande du Président Azali Assoumani afin de bénéficier du Covid-Organics et marque la solidarité de Madagascar avec l’Union des Comores. Cette dernière reconnait la richesse de la pharmacopée malagasy et salue les efforts de Madagascar dans le combat contre le Covid-19.
3 000 traitements préventifs ont également été envoyés à la diaspora malagasy résidant aux Comores. L’envoi de ces lots du remède amélioré Tambavy CVO à destination de l’Union des Comores a été pris en charge par la société Telma, présent aux Comores depuis 2016.
Le Gouvernement de l’Union des Comores est très sensible à cet élan de solidarité du peuple et du Gouvernement de la République de Madagascar envers leurs frères et sœurs de l’Union des Comores, dans la lutte contre cette effroyable pandémie.
(Voir Suite Photo)
Anil Karim: Votsotra rehefa nandoa volabe
Sahabo teo amin'ny 7ora15min hariva teo, ny talata 12 may dia navotsotr'ireo mpaka an-keriny i Anil Karim, Karana mizaka ny zom-pirenena frantsay, mpandraharaha amin’ny sehatry ny fanafody. Efa eo anivon'ny fianakaviany izy, salama tsara.
Tsy nampilaza ny mpitandro ny filaminana kosa anefa ny fianakaviana tamin'ny nanomezany volabe ho fanavotana an'i Anil Karim, ka dia mbola karohina fatratra i Lama sy ny namany, izay heverina fa ao ambadik'izao fakana an-keriny izao, izay efa ahiana ho naka an-keriny olon-kafa ihany koa, ka dia mbola mipetraka ny fanamby 200 tapitrisa ariary ho an'izay manome vaovao maripototra mety hisamborana an'ity jiolahy ity.
Ny marainan’ny Alatsinainy 27 aprily 2020 i Anil Karim, no nisy naka an-keriny teny Ambatobe Panoramique raha nivoaka kelikely ny tranony.
Kidnapping: Anil Karim libéré
Ce mardi 12 mai vers 19h15 le grossiste pharmaceutique Anil Karim a été libéré par ses ravisseurs après paiement d'une rançon. Il est déjà rentré chez lui sain et sauf.
Fitaterana an-dalamby: Hiazo an’Antananarivo ireo lohamasinina ho an’ny zotra FCE
Niala tao amin’ny Port Toamasina ary niantsona teo amin’ny Gara Manangareza ireo lohamasinina miisa efatra avy any Espaina, ho an’ny zotra FCE Fianarantsoa-Côte Est, izay fampanantenan’ny filoha Andry Rajoelina nandritra fampielezan-kevitra ny fifidianana filoham-pirenena taona 2018.
Hiainga ny alarobia 13 may 2020, vao maraina, raha tsy misy ny fiovana amin'ny ora farany ireo lohamasinina ireo. Hitari-tena an-dalamby hiazo an’Antananarivo izy ireo amin'izany. Hobabena amin’ny kamiao lehibe indray no hitondrana azy mamonjy an’i Fianarantsoa.
Tsy niandry ela ny valin-kafatra
12 mai: Journée Mondiale de la fibromyalgie
Douleurs et sensibilité musculaires diffuses.
La fibromyalgie s'accompagne souvent de fatigue, et de troubles du sommeil, de la mémoire et de l'humeur.
Des douleurs et une sensibilité musculaires diffuses sont les symptômes les plus fréquents.
Certains médicaments, des séances de psychothérapie et la réduction du stress peuvent aider à gérer les symptômes.
12 mai: Journée Internationale de l'infirmière
12 mai: Journée Internationale de l'infirmière.
Covid-19: Tsotra kely ny fandinihako azy
Na aretina noforonina niparitaka tsinahy na niniana naparitaka, na tena aretina nisy marina fa nihanaka, fa izy aloha dia aretina manaitra sy entina ampitahorana, efa hiakatra ny 5 volana izao ity krizy ity, fa latsaky ny 300 000 izao maneran-tany ny matin'ny Coronavirus.
Ekena mampalahelo ny misy maty, fa 9 000 000 kosa no matin'ny hanohanana aty Afrika isan-taona, ny Palu sy Dengue ary Malaria, Cancer, VIH tsy resahiko.
Ny eto Madagasikara 0 ny maty Corona, fa efa mihotra 400 matin'ny Palu tamin'ity taona ity, raha ny filazan'ny solotenan'ny ministeran'ny fahasalamana tao amin'ny Don-dresaka. Mahajanga ankehitriny efa feno ny hopitaly, misy mihetsika toy izao Corona zao ve momba izany?