Filtrer les éléments par date : lundi, 30 novembre 2020

Noraisin'ny fianakaviambe Katedraly Masina Maria Renin’Andriamanitra ao Ihosy nandritra ny Sorona masina ny Alahady 29 novambra 2020 ny Goverinoran'ny Faritra Ihorombe, Nomenjanahary André Tafita Sareine sy ireo mpiara-miasa aminy.

Nambaran-dRamatoa Goverinora fa “Adidy iraisan'ny Kristianina ny fampandrosoana ny faritra, ary manana adidy amin'izany koa ny Fiangonana. Vonona izy hiara-miasa amin'ity farany”.

Nandray azy sy ireo mpiara-miasa aminy ny Komitim-piangonana.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Vaovao