Filtrer les éléments par date : mardi, 13 octobre 2020

Antsary tsaoha tsisy sakay: Ndray 15 minity tsy foenao ndraiky Baba Zafin'i Albert, nefa président miragna anao, ndray anao hoesany, Daraina kony misy fasagna nazy ein, nefa shinoanareo mangady volamena misy reserve 500tonnes ao, magnano miasa lalagna nefa tamis jiaby mivelatra?

Sitrany zaho angigny, tsao fo vavako dila, kay hiboaka vocabileranay jiaby eto.

Samy mandry montsogno edy donc ein.
Patrick

Publié dans Pilo kely

Miato nanomboka androany talata 13 oktobra 2020 ny fanomezam-baovao sy ny antontanisa mikasika ny fivoaran’ny Covid-19 eto Madagasikara, entin’ny Pr Vololontiana Hanta Marie Danielle isaky ny amin’ny 1ora tolakandro amin’ny haino amanjery, isan’andro nanomboka tamin’ny 23 marsa 2020, ary tsy mbola tapaka tamin'izany izy na andro alahady aza.

Hatao isaky ny sabotsy ny fanomezam-baovao entiny mikasika ny fivoaran’io valanaretina io eto Madagasikara, ka amin’ny sabotsy 17 oktobra 2020 no hanombohany izany.

 

Publié dans Tselatra

Nosafidiana ny datin’ny 13 oktobra, itsingerenan’ny nahafatesany ny 13 oktobra 2017 nitokanana ny tsangambato fahatsiarovana an’i Pr Zafy Albert etsy Ambohijatovo – Antananarivo.

Publié dans A la Une

Fasana iray no nisy namaky, tao Ankaditany, Fokontany Vinaninoro, Kaominina Ambositra faharoa, Distrika Ambositra.

Voamarina fa razana 4 no very.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Tselatra

De nationalité congolaise, Dr Mbuli Charles Boliko est le nouveau représentant de la FAO à Madagascar, aux Comores, à Maurice et aux Seychelles.

Ce haut fonctionnaire onusien a présenté la copie de ses lettres de créances au ministre des Affaires étrangères Djacoba Tehindrazanarivelo vendredi dernier.

Le diplomate a rencontré le ministre de l’Agriculture, de l’Elevage et de la Pêche Lucien Ranarivelo lundi.
L’occasion a été pour les deux personnalités de lancer officiellement la célébration de la journée mondiale de l’alimentation à Madagascar.

L’événement qui se déroulera du 12 au 16 octobre se fera à travers les réseaux sociaux.

Publié dans Sociale

Napetraka teny amin'ny Fitsarana Tampony Anosy ny fandraisana ny fianiananan'ireo tompon'andraikitra ambony anakiroa filohan'ny PAC, mpamoaka didy any Mahajanga, dia i Rakotomavo Patricia Harisoa sy Ranorine.

Manavao ny fianianana izay nataony izy ireo, araka ny voalazan'ny lalàna.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Vaovao

Zazavavy iray, 9 taona, mpiasa an-trano no voalaza fa niharan’ny fanararaotana ara-nofo nataon’ny mpampiasa azy. Olom-boafidy ao Tangainony Distrikan’i Farafangana ny mpampiasa azy.

Nanao raharaham-pihavanana ilay mpanolana, ary nampanantena handoa vola 3 tapitrisa Ariary mba hampanginana ny raharaha.

Tsy naloan’ilay olom-boafidy anefa ny vola, ka nitondra ny raharaha teny amin’ny Fampanoavana Farafangana ny ray aman-drenin’ilay zaza ny 8 oktobra 2020.

Nanankinana ny famotorana ny Zandary. Voasambotra ny 9 oktobra 2020, ilay Ben’ny tanàna ary notanana natao andrimaso natao famotorana.

 

Publié dans Tselatra
mardi, 13 octobre 2020 13:04

Le prix Nobel de la paix décerné au PAM

Le prix Nobel de la paix a été cette année décerné au Programme Alimentaire Mondial (PAM) des Nations unies pour "ses efforts de lutte contre la faim, pour sa contribution à l’amélioration des conditions de paix dans les zones de conflits et sujettes à la famine".

Le Comité norvégien du prix Nobel a annoncé la nouvelle vendredi dernier.

Pour David Beasley, le directeur général du PAM, le décernement du prix est une reconnaissance envers les fonctionnaires de l’agence onusienne qui ont sacrifié leurs vies en secourant les victimes des guerres.

Chaque jour, ses équipes volent à la rescousse de quelque 100 millions d’enfants, de femmes et d’hommes en proie à la faim à travers le monde.

La planète compte environ 690 millions de personnes à la merci de la faim.
Les actions du PAM contribuent à l’amélioration des conditions de paix.

Publié dans Editorial

13 octobre : Journée Internationale de la prévention des catastrophes naturelles.

 

Publié dans Fil info
mardi, 13 octobre 2020 13:01

13 octobre : Journée mondiale de l'œuf

13 octobre : Journée mondiale de l'œuf.

 

Publié dans Fil info
Page 1 sur 2