Izay mamboly no mihoty
- samedi, 02 janvier 2021 19:33
- Super User
Sarotra be ve ny manakatra hoe, rehefa tsy mamboly, na tsy mamokatra ianao dia tsy mihoty sy tsy mihinana?
Ny Firenena tsy mamokatra izany, dia aza manantena ny hihoty sy hihinana, fa any lalana dia ny mangataka sy mitrosa.
Tafandria mandry.
Patrick
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.