Pilo kely : Nareo mpampianatra, aza fenoanareo tsipika mena ny feuille d'examen fa tsy hinoan'ny dadiko

  • samedi, 21 novembre 2020 21:15
  • Super User

Naseho dadiko feuille d'examen

- Moan ino aby tsipitsipika mena reto?
- Tsy tsipika io Dady fa cocher ny mpampianatra, izay réponse marina
- Za na tsy mahay mamaky teny, tsy avandesanao, tsipiky mena maro be io tsy manjary zany examen nao
- 19/20 io Dady e
- ahaha, zero dikan'ny tsipitsipika mena jiaby io

Bonne nuit nareo ein, dadiko ato nagnajima
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.