Pilo kely : Ezahina asisika sy anazarana ny sofina eny hatrany ilay hoe "Genre"

  • samedi, 14 novembre 2020 22:18
  • Super User

Fa io ve na lahy na vavy tsy heloka mitovy sy sazy mitovy ihany, ary ny code pénal ve tsy efa miresaka sy manasazy izay olona mandratra olon-kafa na lahy mandratra vavy, na vavy mandratra lehilahy, na samy vavy na samy lahy, dia ho asiana fitsarana manokana momba ny "Genre" koa kelikely?


Tafandria mandry e.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.