Pilo kely: Ho sahirana ireo mpampianatra Taranja Malagasy sy Kajy

  • dimanche, 08 novembre 2020 21:11
  • Super User

- Raiso ny kahier Fomba amam-panao.

- Efa facebook sy wikipedia zao ramose
- Ary ny an'i Bema toa tsy kahier malagasy
- Kahier malagasy ity ramose fa mianatra table 8 aho amin'ity fonon-kahier fa hisy interro kajy avy eo

Tafandria mandry e.
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.