Afrika: Ireo firenena 10 manankarena indrindra

  • mardi, 21 juillet 2020 14:53
  • Sary fampiaingoana nindramina: Nizeria

Araka ny fandaharana nataon’ny Banky Iraisam-pirenena dia

1. Nizeria,
2. Afrika Atsimo,
3. Ejipta,
4. Alzeria,
5. Maroc,
6. Etiopia,
7. Kenya,
8. Angola,
9. Ghana, ary
10. Tanzania

no firenena folo voalohany manankarena indrindra aty Afrika araka ny harinkarena faobe ao aminy.

Firenena miteny anglisy ny 5 amin’ireo, Arabo ny 3, zanatany portogey ny iray ary ankoatra an’i Etiopia.

Tsy misy anatin’ny faribola CFA na koa firenena miteny frantsay na heverina ho isan’ny matanjaka aza ry Côte d'ivoire, Cameroun sy Sénégal.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.