Sambava: Tsy mifanaraka amin’ny vidin’ny lavanila ny tantsaha sy ny mpividy

  • jeudi, 16 juillet 2020 15:47
  • Sary Gasypatriote Sambava

Rava maina ny tsena lavanila tao Manakana Kaominina Ambodiampana, Distrika Sambava, nanokafana ofisialy ny taom-piotazana lavanila ny 15 jolay 2020 ho an’ny Faritra SAVA.

Tsy mifanaraka amin’ny vidin’ny lavanila ny tantsaha sy ny mpividy. 300 000 Ariary ny kilao hoy ny filohan’ny fikamban’ny tantsaha, tsy nanome ny heviny ireo mpanangom-bokatra dia rava maina tamin'io andro voalohany io.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.