Secren Antsiranana: Manao « service minimum »

  • mercredi, 15 juillet 2020 19:24
  • Tahirin-tsary fampiaingoana

Ho fanajana ireo fepetra fisorohana ny fihanaky ny valanaretina coronavirus anatin’izao hamehana ara-pahasalamana izao dia nanapa-kevitra ny mpitantana ny orinasa Secren Antsiranana fa handefa « congé payé » ny ankamaroan’ny mpiasa ary hiroso amin’ny « service minimum » manomboka rahampitso.

Ampiharina avokoa ireo fepetra ara-pahasalamana, arotava, fanadiovana matetika ny tanana, fakana maripàna ny mpiasa isaky ny miditra miasa, fanadiovana ny toeram-piasana, famendrahana fanafody.

Raha 700 ireo mpiasa ankehitriny, dia ny 200 ihany sisa no manao ny « service minimum »

Misy sambo malagasy iray, AMORY, amboarina ao amin’izao.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.