Taom-piotazana lavanila: Hanomboka ny Alarobia 03 Jiona 2020 ny aty amin’ny Faritra Anôsy

  • mardi, 28 avril 2020 19:31

Hatao ao amin’ny Kaominina Ranomafana ny Alarobia 03 Jiona ny fanamarihana ny fanombohan’ny taom-piotazana lavanila ho an’ny Faritra Anôsy amin’ity taona 2020 ity.

Tsara ny kalitaon’ny Lavanila aty amin’i Faritra Anôsy, araka ny fanadihadiana nataon’ny teknisianina na dia vao mirotsaka amin’ity seha-pihariana ity aza ny mpamboly aty an-toerana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.