Toe-karena: Nahitana fihatsarana ny Ariary ny faran'ny volana janoary 2020

  • mardi, 28 janvier 2020 10:14
  • Sary Banky foibe

Raha tsy nitsahatra niakatra hatrany ny sandan'ny fanakalozana ny vola Ariary mihoatra amin'ny Euro sy Dollar nanomboka ny fiandohan'ny taona 2020, izay 4015.29 Ariary ny 1 Euro, ny 27 desambra 2019, niakatra hatrany amin'ny 4 115.87 Ariary izany ny 16 janoary, ary nidina ho 4 014.54 Ariary izy ny alatsinainy 27 janoary 2020.

Ny dolara USD kosa dia 3 645.73 Ariary omaly 27 janoary 2020.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.