Faritra Menabe: Mivoha ny Fiangonana rehetra saingy ny Zoma, Sabotsy ary Alahady ihany

  • mardi, 25 août 2020 18:40
  • Tigre

Mivoha ny Fiangonana rehetra ao amin’ny Faritra Menabe manaraka ny fepetra ara-pahasalamana rehetra. Manomboka amin’ny 6ora maraina ary mikatona amin’ny 5ora hariva ny fisokafan’ny Fiangonana, ary noferana ny Zoma-Sabotsy ary Alahady ihany ny andro azo anaovana fanompoam-pivavahana.

Anisany nivoitra ireo androany nandritra ny fampiantsoana fivoriana nataon’ny CRCO Menabe ireo mpitondra fivavahana androany maraina.

 
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.