21 aogositra: Mankalaza ny fetin'i Victoire Rasoamanarivo Olontsambatra, ny Fiangonana Katolika

  • vendredi, 21 août 2020 19:53
  • Zakaria
  • Tahirin-tsary nindramina

Victoire Rasoamanarivo no Olontsambatra malagasy voalohany.

Teraka tamin'ny taona 1848.
Natao Batemy ny 1 novambra 1863.
Nandray ny Sakramentan'ny Eokaristia ny 17 janoary 1864.
Natao Mariazy tamin-dRatsimatahodriaka ny 13 mey 1864.
Nandray ny Sakramentan'ny Fankaherezana ny 11 septambra 1864.
Nodimandry ny 21 aogositra 1894.

Ny papa Joany Paoly II no nanambara azy ho Olontsambatra ny 30 aprily 1989.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.