RNM "Ampitapitao": Nodimandry teo amin'ny faha-70 taonany i Dany Rabemananjara

  • samedi, 25 juillet 2020 14:21
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Ny fandaharana Ampitampitao tao amin'ny RNM no tena nahalalan'ny maro an' i Dany Rabemananjara.

Mpanakanto ihany koa izy, Mpamorona, mpikabary.
70 taona izy izao nodimandry izao.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.