Artista: Nodimandry teo amin’ny faha-61 taonany i Nono Raberanto

  • mercredi, 22 juillet 2020 22:14
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nindaosin’ny fahafatesana androany i Raberanto Jean Noel na i Nono Raberanto araka ny anarana maha mpanakanto nahafantaran’ny maro azy, tao amin’ny tarika Raberanto.

Nolazoin’ny aretin’ny voa izy, ary io no nandavo azy tamin’izao faha-61 taonany izao.

Hatao rahampitso alakamisy 23 jolay eny Tanjombato ny fandevenana azy.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.