Brezila: Eveka telo izao matin’ny Covid-19

  • lundi, 20 juillet 2020 21:05
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Firenena isany mitondra faisana amin’ny Covid-19 i Brezila. 78 000 no efa namoy ny ainy noho io valanaretina io, mametraka azy ho firenena faharoa be maty indrindra manerantany aorian’i Etazonia.

Eveka Katolika miisa telo izao no matin’ity Covid-19 ity any an-toerana, anisan’izany i Mgr Henrique Soares da Costa, Evekan’i Palmares notendren’i Papa François ny taona 2014, nodimandry teo amin’ny faha 57 taonany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.