Kianja Masoandro: Fikambanana maromaro tonga nametraka fitoriana teo anivon'ny Filankevim-panjakana

  • mardi, 23 juin 2020 15:48
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Fitoriana telo sosona no voapetraka teny anivon'ny Filankevim-panjakana androany, ary fikambanana sy vondron'olona maromaro no nanao izany, mitaky ny hanafoanana ny fanomezan-dalana « permis de construire » ny fanorenena ny « Kianja Masoandro » na « Colisée », mitaky hanafoanana ny didim-panjakana nananganana ny komity siantifika CNOR avy eo CNP, ary ny hanafoanana ny fanendrena ireo mpikambana ao aminy.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.