Toamasina: Noravana tanteraka ny Usine Tiko

  • vendredi, 02 octobre 2020 20:32
  • Tigre
  • Sary nindramina

Notrongisina tanteraka ny Ozinina fanamboarana menaka Tiko Toamasina. Raha ny angom-baovao dia tsy nisy fanapahana avy amin'ny fitsarana fa dia mandritra ny hamehana ara-pahasalamana no anaovana izany.

Aman'arivony ireo very asa arak'izany, ankoatr'ireo misitraka ny asa hafa mifampiankina aminy, tsy ilazana ny mpanjifa izay nahita tombony tamin'izao famokarana menaka Vita Malagasy izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.