Covid-19: Tratra i Donald Trump sy Mélanie vadiny

  • vendredi, 02 octobre 2020 10:23
  • Tigre
  • Sary nindramina

Nanao fanambarana tamin'ny alalan'ny Twitter ny Filoha amerikanina Donald Trump fa tratran'ny Covid-19 izy sy Mélanie vadiny.

Hanomboka fihibohana sy fitsaboan-tena izy ireo hoy izy, ary mijanona sy manohy ny asa maha filoham-pirenena amerikanina azy.

Mametram-panontaniana mahakasika ny fampielezan-kevitra izay ataony amin'izao ankatoky ny fifidianana filoham-pirenena, izay atao ny 3 novambra any Etats-Unis, ireo mpandalina ara-politika.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.