Asa fanaovan-gazety: Nodimandry i Raharijaona Fabiola Farah

  • jeudi, 01 octobre 2020 08:56
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nindaosin’ny fahafatesana, ny alarobia 30 septambra, teo amin’ny faha-43 taonany i Raharijaona Fabiola Farah. Mpanao gazety tao amin’ny vondrona L’Express de Madagascar izy farany izao. Efa mpanao gazety tao amin’ny Le Quotidien, ary vondrona MBS ihany koa.

Eny an-tranony eny Ambanitsena ny nofomangatsiakany.
Ny zoma 2 oktobra 2020 no hatao ny fandevenana azy eny Isoavina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.