Orinasa STAR: Nalefa « chômage technique » hatramin’ny 31 aogositra ny mpiasa

  • mercredi, 29 juillet 2020 10:03
  • Zakaria
  • Tahirin-tsary nindramina

Mitsahatra tsy mihodina ireo orinasa miisa dimy ao amin’ny vondrona STAR, dia Antsirabe, Ambatolampy, Andraharo, Andranovelona ary Antsiranana. Nalefa « chômage technique » ny mpiasa nanomboka ny 28 jolay ka hatramin’ny 31 aogositra 2020, ankoatra ireo mpiandry raharaha.

Fanapahan-kevitry ny mpitantana ny orinasa io, fiantraikan’ny tsy nahafaha-nihodina noho ny hamehana ara-pahasalamana mihatra eto amin’ny firenena, ary nampahafantarina ny mpiasa tamin’ny alalan’ny tenimita ny 27 jolay.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.