FITEFA: Nodimandry ny filoham-boninahitra, Donty Jean-Baptiste

  • samedi, 11 juillet 2020 21:21
  • Zakaria
  • Tahirin-tsary nindramina

Nindaosin’ny fahafatesana androany sabotsy 11 jolay tao Ambanja i Donty Jean-Baptiste. Nanao fanambaràna manamafy io vaovao io ny filohan’ny FITEFA (Fikambanan'ny teraky ny faritany Antsiranana), Bekasy Johnfrince.

Nilaza ity farany fa filoham-boninahitry ny FITEFA i Donty Jean-Baptiste ary nahavita be tamin’ny fampiroboroboana ny fikambanana sy nanampy ny mpikambana izy ka miteraka fahabangana be eo anivon’ny fikambanana FITEFA sy FIZANA izao fahafatesany tampoka izao.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.