A la Une
-
- vendredi, 09 octobre 2020 14:58
- Tigre
Fitsarana: Ady maloto tsaraina amin'ny ady madio
Mpandraharaha karana iray momba ny hazo ao Antalaha, Bezokiny Christian Claude no nitory mpandrahaha malagasy Laisoa Jean Pierre dit Jaovato monina ao Antalaha ihany koa, sady mpandrahara momba ny hazo, lavanila sy maro hafa.Lire la suite ... -
- vendredi, 02 octobre 2020 20:32
- Tigre
- Sary nindramina
Toamasina: Noravana tanteraka ny Usine Tiko
Notrongisina tanteraka ny Ozinina fanamboarana menaka Tiko Toamasina. Raha ny angom-baovao dia tsy nisy fanapahana avy amin'ny fitsarana fa dia mandritra ny hamehana ara-pahasalamana no anaovana izany.Lire la suite ... -
- vendredi, 02 octobre 2020 10:23
- Tigre
- Sary nindramina
Covid-19: Tratra i Donald Trump sy Mélanie vadiny
Nanao fanambarana tamin'ny alalan'ny Twitter ny Filoha amerikanina Donald Trump fa tratran'ny Covid-19 izy sy Mélanie vadiny.Lire la suite ... -
- jeudi, 01 octobre 2020 08:56
- Zakaria
- Sary nindramina
Asa fanaovan-gazety: Nodimandry i Raharijaona Fabiola Farah
Nindaosin’ny fahafatesana, ny alarobia 30 septambra, teo amin’ny faha-43 taonany i Raharijaona Fabiola Farah. Mpanao gazety tao amin’ny vondrona L’Express de Madagascar izy farany izao. Efa mpanao gazety tao amin’ny Le Quotidien, ary vondrona MBS ihany koa.Lire la suite ... -
- lundi, 21 septembre 2020 12:40
- Zakaria
- Sary nindramina
Ramahafadrahona: Nodimandry androany teo amin'ny faha-82 taonany
Nodimandry androany 21 septambra 2020 tao amin'ny Hopitaly HJRA i Rakotomahafadrahona Alphonse na Ramahafadrahona.Lire la suite ... -
- samedi, 19 septembre 2020 21:50
- Zakaria
- Sary nindramina
Manjakandriana: May ny ampahany maro amin’ny sekolin-dry masera Notre-Dame de Lourdes
Nirehitra ny sekolin-dry masera Notre-Dame de Lourdes Manjakandriana. Ankoson’aratra no ahiana no niandohan’ny afo.Lire la suite ... -
- samedi, 19 septembre 2020 10:20
- Tigre
- Tahirin-tsary nindramina
Mahabo: Atao antsonjay i depiote Leva
Efa Solombavam-bahoaka voafidy tao Mahabo i Raveloson Ludovic dit Leva, ary niverina nirotsaka ho kandida indray ny volana mai 2019 teo.Lire la suite ... -
- vendredi, 18 septembre 2020 15:51
- Zakaria
- Sary Gasypatriote Antsirabe sy sary nindramina
Ambano: Fiaramanidina nianjera, naratra mafy ireo olona roa tao anatiny
Fiaramanidina kely CESSNA 150 iray no nidoboka tao Antanivao, fokontany Tsarafiraisana, kaominina ambanivohitra Ambano, Distrika Antsirabe II io atoandro io raha nikasa vao hiainga teo amin'ny seranam-piaramanidina hiazo an'Antananarivo Ivato.Lire la suite ... -
- mercredi, 16 septembre 2020 21:47
- Zakaria
- Sary nindramina
HCC Ambohidahy: Tonga nanatitra taratasy fitoriana ireo Loholon’i Madagasikara
Tonga nanatitra taratasy fitoriana tetsy amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana ny teo anivon’ny Antenimierandoholona, izay notarihin’ny Loholon’i Madagasikara Rakotovazaha Olivier, Filohan’ny vaomieran’ny lalàna, ny asa-panjakana, ny asa sy lalàna sosialy, androany Alarobia 16 septambra 2020, manoloana ny ambaran’izy ireo fa « tsy fanarahana ny Lalampanorenana mikasika ny didim-panjakana laharana 2020 -1110 nivoaka tamin’ny 09 septambra 2020 mikasika ny fiantsoana ny mpifidy vaventy amin’ny 11 desambra 2020 hifidy ireo Loholon’i Madagasikara, izay noraisin’ny fitondram-panjakana ».Lire la suite ... -
- jeudi, 10 septembre 2020 21:30
- Zakaria
- Sary nindramina
Campus Maninday - Toliara: Tranovondro 112 may kilan’ny afo
May ny tolakandron’ity alakamisy 10 septambra ity ireo tranovondro, fonenan'ny mpianatra eny Maninday, Oniversite Toliara.Lire la suite ...
Page 4 sur 110