A la Une
-
- jeudi, 17 décembre 2020 15:52
- Zakaria
- Sary nindramina
Covid-19 : Tratra ny aretina i Emmanuel Macron
Nanao fanambaràna io maraina io ny fiadidiana ny Repoblika Frantsay fa mitondra ny otrikaretina Covid-19 ny filoha frantsay Emmanuel Macron.Lire la suite ... -
- mardi, 15 décembre 2020 13:09
- Zakaria
- Sary AN
Antenimieram-pirenena : Misalasa ireo depiote momba ireo fiampangana manoloana ny Fitsarana Avo
Nodinihin’ireo Solombavambahoaka ny alatsinainy 14 desambra 2020 teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ny tolo-pehin-kevitra misahana ny fiampangana manoloana ny Fitsarana Avo.Lire la suite ... -
- vendredi, 11 décembre 2020 09:29
- Zakaria
- Tahirin-tsary nindramina
11 desambra : 10 taona ny Repoblika faha-4
Ny 11 desambra 2010 no nambara ofisialy fa Repoblika fahaefatra ny rafitra politika eto Madagasikara. Nisy ny sonia mirakitra izany tao amin'ny Lapam-panjakana Iavoloha, nataon'iAndry Nirina Rajoelina, filohan'ny tetezamita tamin'izany.Lire la suite ... -
- jeudi, 10 décembre 2020 11:32
- Zakaria
- Sary nindramina
Pr Vololontiana Hanta Marie Danielle : Voatendry ho Mpandrindra Nasionalin’ny ONN
Voatendry ho Mpandrindra Nasionalin’ny ONN na ny « Office National de Nutrition » nandritra ny filankevitry ny minisitra ny alarobia 09 desambra ny Profesora Vololontiana, teraka Randrianasolo Hanta Marie Danielle.Lire la suite ... -
- mardi, 08 décembre 2020 20:23
- Zakaria
- Sary nindramina
Tahirim-bakoka : Hody aty Madagasikara sary sy soratanan’ny Mpanjakavavy Ranavalona III natao lavanty tany Londres
Hiverina eto an-tanindrazana tsy ho ela, ho tahirim-bakom-pirenena ireo vakoka mitahiry ny tantaran’i Madagasikara, izay natao lavanty tany Londres androany tolakandro.Lire la suite ... -
- jeudi, 26 novembre 2020 15:03
- Zakaria
- Sary nindramina
Depiote Jao Jean : Naiditra hopitaly maika taorian’ny fivoriana natrehiny teny Mahazoarivo
Tratry ny tsy fahasalamana ary tsaboina any amin’ny hopitaly hatry ny harivan’ny talata teo i Rémi dit Jao Jean, solombavabahoaka voafidy tao Antsohihy, Faritra Sofia.Lire la suite ... -
- mercredi, 25 novembre 2020 21:56
- Zakaria
- Sary nindramina
Diego Maradona : Nodimandry teo amin’ny faha-60 taonany
Nindaosin’ny fahafatesana androany 25 novambra 2020, teo amin’ny faha-60 taonany i Diego Armando Maradona Franco, fantatry ny maro tamin’ny anarana Diego Maradona teo amin’ny tontolon’ny baolina kitra.Lire la suite ... -
- lundi, 23 novembre 2020 16:49
- Zakaria
- Sary nindramina
Kitra – Afrika : Nosazian’ny FIFA i Ahmad filohan’ny CAF
Voasazy tsy ho afaka hisehatra amin’ny tontolon’ny baolina kitra mandritra ny dimy taona, miampy onitra 832 tapitrisa Ariary (185 000 Euros) i Ahmad Ahmad, Filoha amperinasa ny Kaonfederasiona Afrikanina ny baolina kitra.Lire la suite ... -
- samedi, 14 novembre 2020 22:10
- Zakaria
- Sary nindramina
Parlemantera mpanohitra : Tatitra teo amoron-dalana sy diabe no niafaran’ny dia tao Antsirabe
Fahombiazana ny fiarahana tamin'ny vahoakan'Antsirabe androany na dia tsy tafiditra tao amin'ny Magro Avaratsena aza, araka ny fizaram-baovao nataon’i Me Hanitra Razafimanantsoa.Lire la suite ... -
- jeudi, 12 novembre 2020 09:50
- Zakaria
- Sary nindramina
Governora : Sambany nisy vehivavy voatendry, ny Faritra Betsiboka sisa tsy manana
Nisy fanendrena Governoran’ny Faritra nandritra ny filankevitry ny minisitra ny alarobia 11 novambra 2020. Telo no voatendry, ka vehivavy ny roa amin’ireo, dia Ramatoa Mamiarisoa Aline, voatendry ho Governoran’Amoron’i Mania sy Ramatoa Nomenjanahary André Tafita Sareine, izay voatendry ho Governoran’Ihorombe.Lire la suite ...
Page 2 sur 110