A la Une

    • jeudi, 14 janvier 2021 09:23
    • Tigre
    • Sary nindramina

    Etats-Unis : Lany teo anivon'ny solotenam-bahoaka fa afaka ahongana i Donald Trump

    Taorian'ny fanaingana ireo mpomba azy hiakatra ny lapan'ny kongresy, mandritra ny fotoam-pivoriana momba ny fanamarinana ny vokam-pifidianana filoham-pirenena, ny filoha am-perinasa ankehitriny Donald Trump, izay nahitana famingavingana ny lapa, ny fahasimbana, ary ny fisian'olona 5 maty vokatry ny sakoroka, dia naroson'ny teo anivon'ny solotenam-bahoaka, Chambre des représentants, ny fahafahana manongana ny Filoha am-perinasa.
    Lire la suite ...
    • samedi, 09 janvier 2021 10:23
    • Tigre
    • Sary nindramina

    Amerika : Tsy hanatrika ny fianianan'i Joe Biden i Donald Trump

    Taorian'ny fananihana ny lapan'ny Kongresy, izay ny filoha am-perinasa ankehitriny, Donald Trump no nanentana ireo mpomba azy haka ny toerana ivon'ny fahefana any Amerika, dia nanomboka nisitaka taminy ireo olom-boafidy Rapoblikanina, mandeha ihany koa ny fanangonan-tsonia ny hanalana azy tsy ho filoha amerikanina, na dia andro vitsy aza sisa no hananany izany, efa miaro ny rafitra fandefasana ny baomba atomika ihany koa ireo rafi-miaramila, sao misy fikasana hanao izany i Donald Trump amin'ny ireo firenana hafa.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 08 janvier 2021 11:50
    • Christophe Bélier
    • Photo Njaka

    Sénat : Une institution de la stabilisation ?

    La messe est dite. Du bleu, le Sénat de Madagascar vire maintenant à l’orange.
    Lire la suite ...
    • jeudi, 07 janvier 2021 07:14
    • Tigre
    • Sary nindramina - AFP

    Amerika : Niditra amboletra tao amin'ny Capitole ireo mpomba an'i Donald Trump

    Taorian'ny fifidianana ho filoham-pirenena tany Amerika, izay nitarika ny kandida Joe Biden manolona ny filoha amperin'asa Donald Trump, dia mivory ankehitriny ny kongresy amerikanina, hanamarina ny vokam-pifidianana, izay vokatra efa voamarina isaky ny Etat mandrafitra an'i Etats-Unis.
    Lire la suite ...
    • mardi, 05 janvier 2021 11:23
    • Tigre
    • Sary nindramina

    Covid-19 : Miverina mihiboka i Angletera

    Nanao fanambaràna ny Praiminisitra angilisy Boris Johnson omaly alatsinainy 04 janoary, manoloana ny fiakatry ny fifindran'ny valanaretina, niova hery, Covid-19 fa miverina mihiboka tanteraka i Angletera manomboka ny alarobia 6 janoary manomboka amin'ny 12 ora alina sy 1 minitra, ary izany dia hatramin'ny tapaky ny volana febroary raha feno ny fepetra ahafahana miverina mivoaka ny trano.
    Lire la suite ...
    • dimanche, 27 décembre 2020 11:38
    • Zakaria
    • Sary ZP

    Sakoroka tao Imerintsiatosika : Nitondra fanazavana ny teo anivon’ny Zandarimariam-pirenena

    Manoloana ny vaovao tsy marina ahely amin'ny tambazotra Facebook mikasika ny fanafihana sy fanapotehana ny tobi-paritry ny Zandarimariam-pirenena ny alin'ny 26 desambra 2020 ao Imerintsiatosika dia tsara ny hanazavana ny tena zava-nisy sy marina. Ny 26 desambra 2020 tokony ho tamin'ny 01 ora maraina, dia nahazo antso tamin'ny 119 ny Zandary fa misy jiolahy manafika ao an-tampontananan'i Imerintsiatosika. Rehefa namonjy tao amin'ilay toerana voatafika ireo Zandary dia lasa nitsoaka ireo jiolahy. Nitohy ny fikarohana ireo olon-dratsy niaraka tamin'ny niharam-boina ka hita ny jiolahy iray. Rehefa nahita Zandary izy io dia nitsoaka ka nifanenjehana. Nitsambikina tamin'ny tamboho izy, kanjo nianjera tany ambany ka ny lohany no nianjera taloha. Naratra mafy ka nentina tany amin’ny hopitaly saingy tsy tana ny ainy. Tao aorian'izay no nisy nanaparitaka feo ireo jiolahy namany fa maty voatifitry ny Zandary izy ka nitarika nanafika ny tobin'ny Zandary.
    Lire la suite ...
    • lundi, 21 décembre 2020 11:35
    • Zakaria
    • Sary nindramina

    Tom Cruise : Tonga miala sasatra ao amin'ny Nosy Ankao hatry ny omaly

    Miala sasatra ao amin'ny Nosy Ankao i Thomas Cruise na Tom Cruise, anarana ahafantarana azy eo amin'ny tontolon'ny sarimihetsika.
    Lire la suite ...
    • jeudi, 17 décembre 2020 15:52
    • Zakaria
    • Sary nindramina

    Covid-19 : Tratra ny aretina i Emmanuel Macron

    Nanao fanambaràna io maraina io ny fiadidiana ny Repoblika Frantsay fa mitondra ny otrikaretina Covid-19 ny filoha frantsay Emmanuel Macron.
    Lire la suite ...
    • mardi, 15 décembre 2020 13:09
    • Zakaria
    • Sary AN

    Antenimieram-pirenena : Misalasa ireo depiote momba ireo fiampangana manoloana ny Fitsarana Avo

    Nodinihin’ireo Solombavambahoaka ny alatsinainy 14 desambra 2020 teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ny tolo-pehin-kevitra misahana ny fiampangana manoloana ny Fitsarana Avo.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 11 décembre 2020 09:29
    • Zakaria
    • Tahirin-tsary nindramina

    11 desambra : 10 taona ny Repoblika faha-4

    Ny 11 desambra 2010 no nambara ofisialy fa Repoblika fahaefatra ny rafitra politika eto Madagasikara. Nisy ny sonia mirakitra izany tao amin'ny Lapam-panjakana Iavoloha, nataon'iAndry Nirina Rajoelina, filohan'ny tetezamita tamin'izany.    
    Lire la suite ...
Page 1 sur 110