Maevatanana: Hakarika ho 100MWh ny herinaratra azo avy amin’ny masoandro vokarina

  • samedi, 24 août 2019 17:21
  • Sary nomena

Nitsidika ny foibe famokarana herinaratra azo avy amin'ny masoandro teto Maevatanana ny filoha Andry Rajoelina ny zoma 23 aogositra 2019, ary nidinika tamin'ireo tompon'andraikitry ny orinasa izay misahana izany. Teo no nanambarany fa hakarina ho 100MWh ny herinaratra vokarina ao mba hahaleotena amin'ny sehatry ny angovo i Maevatanana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.