Maintirano: Nisokatra ny « Foara Melaky Mahalomba »

  • samedi, 24 août 2019 17:12
  • Sary nindramina

Andiany faha-5 ity « Foara Melaky Mahalomba » tontosaina eto an-drenivohitry ny faritra Melaky nanomboka omaly zoma 23 aogositra ity.

Diabe namakivaky ny tanàna narahina hetsika zava-kanto no nisantarana ny lanonana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.