FIDA – Madagasikara: 40 taona niaraha-niasa

  • lundi, 03 juin 2019 12:47
  • Sary nindramina

Hankalazaina ny alakamisy 06 jona ho avy izao ao amin’ny Hotely IBIS Ankorondrano ny faha-40 taonan’ ny fiaraha-miasa nisy teo amin’i Madagasikara sy ny FIDA (Fonds International de Développement Agricole).

Tonga eto Madagasikara, ny alin’ny 2 jona 2019, ny Tale Lefitry ny FIDA, Donald Brown. Nitsena teny ampahatongavana Ivato ny Minisitry ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono, Ranarivelo Lucien. 

(Jereo Sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Dans la même catégorie
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.