Economie

    • mercredi, 06 mars 2019 19:53

    Lettre adressée au Ministre du transport (et au Président de la République).

    Courrier du lecteur Lettre adressée au Ministre du transport (et au Président de la République). Monsieur le Ministre, Nous vous serions reconnaissant de bien vouloir vous pencher sur la situation du port de Vohemar. En effet voila maintenant 5 mois que le navire porte conteneur de Cma Cgm n'a plus fait escale au port de Vohémar. Il en résulte une flambée des prix de toutes les denrées alimentaires, marchandises et matériaux de construction car il y a constamment une situation de pénurie faute d'approvisionnement suffisant. Pour vous donner un ordre d'idée, le sac de riz est à 100.000ar, le sac de ciment à plus de 40.000ar, l'huile bidon 20l à 80.000ar...
    Lire la suite ...
    • jeudi, 28 février 2019 16:28
    • Photos Fournies

    Découverte de nouveau marché: Madagascar invité à participer à la 52ème Edition de la Foire Internationale de l'Algérie

    La 52ème Edition de la Foire Internationale de l'Algérie sera une opportunité pour les opérateurs malagasy d'établir des contacts d'affaires et de partenariat fructueux et de partir à la découverte de nouveau marché. Cette invitation a été évoquée par Bafdal Mokaddem, Ambassadeur Algérien à Madagascar qui a rendu visite à Lantosoa Rakotomalala Ministre en charge de l'Industrie, du Commerce et de l'Artisanat ce jour à Anosy.    
    Lire la suite ...
    • jeudi, 28 février 2019 14:54

    Trafika volamena: Handoa onitra avo roa heny ary hogiazan’ny fanjakana ny entan’ireo izay tratra

    Nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly no nampahafantaran’ny Minisitry ny harena ankibon’ny tany sy ny loharanonkarena stratejika fa hampitomboana ny hetra alaina amin’ny fanondranana volamena amin’ny alalan’ny famerenana ao anatin’ny ara-dàlana ireo seha-pitrandrahana sy ny fandraharahana manodidina ny volamena. Hisy fanovana ihany koa, ireo andinin-dalàna mifehy ny fitrandrahana sy fanondranana volamena sy ny harena ankibon’ny tany amin’ny ankapobeny.
    Lire la suite ...
    • mercredi, 27 février 2019 14:01
    • Sary nomena

    Maroantsetra: Miezaka mba hahasarika mpizahatany

    Miezaka mampiroborobo ny fizahantany ato aminy i Maroantsetra raha ny ranomasina sy ny renirano no tena vavahady hidirana aty.  
    Lire la suite ...
    • dimanche, 17 février 2019 14:04
    • Sary nindramina

    Famoivoizana anabakabaka: Hijanona ny famokarana ny A380

    Nanapakevitra ny orinasa Airbus ny hanajanona ny famokarana ny fiaramanidina mpitatitra olona lehibe A380. Tao anaty hotely lehibe iray tany Carcassonne Frantsa ny volana jona 1996 no niketrika voalohany an'ity fiaramanidina lehibe mahazaka olona 550 amina rihana roa ity, ireo mpitantana ny orinasa Airbus, izay nandraisan'ny solotenan'ny kompania fiaramanidina vaventy toy ny amerikanina Delta, Northwest, United, ny eropeanina Air France, British Airways, KLM, Lufthansa, ny aziatika All Nippon Airways, Cathay Pacific, Japan Airlines, Japan Air System, Singapore Airlines ary ny ostralianina Qantas. Tao anatin'ny vina ny hifaninana amin'ny Boeing B747-400, manana seza 416, ary ny tanjona dia hanana fiaramanidina mahavita 15 000km tsy ankiato, ary ny ampihena 15% ny sandam-pamokaran'ny fiaramanidina.
    Lire la suite ...
    • samedi, 16 février 2019 09:48

    Banky Foiben’i Madagasikara: 1 600 tapitrisa dolara ny tahirin’ny vola vahiny

    Teo amin’ny 800 tapitrisa dolara izany tahirin’ny vola vahiny telo taona lasa, hoy ny Rasolofondraibe Alain Hervé, Governoran’ny Banky Foiben’i Madagasikara.  
    Lire la suite ...
    • lundi, 11 février 2019 13:48
    • Sary Présidence

    Fiaraha-miasa: Naneho ny fahavononany hiara-hiasa hatrany amin’i Madagasikara ny filohan’ny BAD, Akinwu Adesina

    Nisy ny fihaonana teo amin’ny filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara Andry Rajoelina sy ny Filohan'ny Banky Afrikana momba ny Fampandrosoana (BAD), Akinwu Adesina, omaly, nandritra ny fihaonana an-tampony faha-32 ny Vondrona Afrikanina tanterahina ao Addis-Abeba renivohitr’i Etiopia. Nangataka ny hamoahana haingana ny fanampiana ara-bola hanamafisana ny fampiharana ny tetik'asa sy vina fampandrosoana izay tafiditra ao anatin'ny politika vaovao ny Fanjakana ny filoha malagasy. Sehatra laharam-pahamehana amin’izany ny fanjariana ara-tsakafo, sy ny fampiasana ny angovo azo havaozina.
    Lire la suite ...
    • dimanche, 10 février 2019 10:35
    • Photos Présidence

    Production du nickel et du cobalt: Ambatovy verse une redevance annuelle de 3 millions de dollars

    « Un projet gagnant-gagnant, un partage équitable des bénéfices avec la population locale, pour refléter le vrai développement apporté par le projet Ambatovy ». Tel est le souhait du Président de la République Andry Rajoelina lors de l'audience qu'il a accordée au Ministre japonais délégué du Commerce et de l'industrie Yoshihiro Seki, accompagné de l’ambassadeur du Japon à Madagascar Ichiro Ogakawasara au Palais d'Ambohitsorohitra vendredi dernier.
    Lire la suite ...
    • mardi, 29 janvier 2019 10:25

    Cours Pétrole janvier 2019

    Prix actuels à la pompe (litre en Ariary) SC PL GO4200 2630 3550Prix appliqué depuis le Mardi 04 Décembre 2018 Prix Pétrole Brut (Usd/bbl)Date Brent WTI25-01-2019 61.49 53.4528-01-2019 59.70 51.99 Variation ($) -1.79 -1.46Variation (%) -2.9% -2.7%
    Lire la suite ...
    • mardi, 29 janvier 2019 09:44

    Taux de change j+7: Revitalisation de l'Ariary

    Taux de change 21 janvier 2019: 1 USD = Ar 3 590.641 EUR = Ar 4 089.42 Taux de change 28 janvier 2019:1 USD = Ar 3 526.221 EUR = Ar 4 029.54
    Lire la suite ...
Page 7 sur 46