Economie

    • vendredi, 17 novembre 2017 22:01

    Forello Expo Tanjombato: Salon de l'habitat 2017

    Nanomboka teny amin’ny Forello Expo Tanjombato omaly alakamisy ny SALON DE L’HABITAT 2017 andiany faha 19. Toy ny isan-taona dia maro ireo vokatra ampirantiana eny an-toerana.Ny mampiavaka azy amin’ity taona ity dia ny fisian’ilay SYMPOSIUM INTERNATIONALE izay karakarain’ny PREMIERE LIGNE ihany ny 28 ka hatramin’ny 30 novambra ho avy izao, izay atao eny amin’ny CCI Ivato, ho hita eny ny tantara, civilisation ary ny kolon-tsaina. (Sary Sobika)
    Lire la suite ...
    • vendredi, 10 novembre 2017 09:28
    • Sary Njaka

    Salon de l'Habitat: Ho tontosaina ny 16 novambra 2017

    Ho tontosaina etsy amin'ny Forello expo Tanjombato manomboka ny 16 novambra ho avy izao ny Salon de l'Habitat andihany faha 19. Manodidina ny 120 eo ny mpandray anjara amin’izany ary aharitra efatr’andro ity hetsika ity ka tsy hifarana raha tsy ny alahady 19 novambra. Saika natao ny 19 oktobra lasa teo moa ity salon ity, fa noho ny resaka pesta, dia izao ho tanterahina manomboka ny alakamisy 16 novambra izao indray, izay azon'ny rehetra tsidihina trano heva maro ampiranty amin'izany.  
    Lire la suite ...
    • mercredi, 08 novembre 2017 22:06
    • Photos fournies

    Ambohimanambola-Antananarivo: La nouvelle centrale thermique au fuel lourd d’AKSAF Power opérationnelle

    La centrale fonctionne au fuel lourd. À elle seule, la centrale produit 14% de la capacité totale installée à Madagascar, soit 24% de l’électricité consommée dans toute l’île. La construction de cette centrale de 60 MW a débuté en novembre 2016. La production d’électricité a commencé dès le mois de juillet 2017. Le coût d’investissement est de l’ordre de 80 millions USD, et, à ce jour, il s’agit du plus grand investissement turc à Madagascar. Elle a été inaugurée ce mardi 07 novembre par le Président de la République, Hery Rajaonarimampianina.  
    Lire la suite ...
    • lundi, 06 novembre 2017 09:26
    • Sary Sobika Sambava

    Sambava: Festi-coco

    Tanterahina eto Sambava ny Festi-Coco andiany faharoa. Nanambaran'ny filoha tale jeneralin'ny orinasa Soavoanio fa izao no tanterahina dia eo ny atao hoe Agro-Tourisme mba hahasarika ireo vahiny hitsidika an'i SAVA ka hahatsapany ny maha zava-dehibe izany coco izany. Haharitra efatra andro ity lanona ity. Fa namela takaitra ho an'ny orinasa Soavoanio ny fandalovan ny rivodoza Enawo tamin'ny volana martsa 2017 teo iny ka raha nieritreritra hamokatra hatrany amin'ny 14.000 Noix de coco amin'ity taona ity dia mety hihena kely izany. Ny Soavoanio dia anisan'ny orinasa azo lazaina fa lehibe indrindra aty amin'ny Faritra SAVA satria mamelona fianakaviana any amin'ny 980 izy.  
    Lire la suite ...
    • vendredi, 03 novembre 2017 10:28

    Vangaindrano ville: Matin'ny fofon'ny jorofo fotsiny fa tsy misitraka izany

    Ao anatin'ny taom-piotazana jorofo tokoa raha ny aty amin'ny faritra Atsimo Atsinanana amin'izao. Kaominina miisa telo aloha ny maresaka râja tsena jorofo dia Masianaka, Matanga ary Manambondro. Saika mitoby eto Vangaindrano tampo-tanàna anefa ireo vokatra ireo ary eto ireo collecteur no manangona izay azon'ireo mpanangona madinika. Mitontaly 200 Ar isaky ny kilao ny tamberimbidy alaina ka ny 50 Ar any amin'ny Kaominina niaingan'ny vokatra ary 150 Ar aloa any amin'ny Faritra. Raha izany no jerena dia tsy misy anjaran'ny Kaominina ambonivohitr'i Vangaindrano mihitsy fa dia matin'ny fofony eto ihany.
    Lire la suite ...
    • lundi, 30 octobre 2017 17:35
    • Sary Sobika Mahajanga

    Mahajanga: Tafapetraka ireo mpikambana ao amin’ny Antenimieran’ny Varotra

    Miisa 20 ireo mpikambana raikitra vaovao eto amin’ny Tranoben’ny Varotra sy ny Indostria Mahajanga hisahana indray ny fitantanana ny raharaha rehetra mandritra ny 4 taona manaraka. I Mourad Eustratiou no filoha hitantana izany, lany nandritra ny fifidianana natao ny volana martsa teo. Hampiroborobo ny Antenimieran’ny Varotra eto Mahajanga no fanamby ho tombotsoan'ny mpandraharaha rehetra sy ny faritra Boeny fa indrindra koa ny hisitrahan'ny rehetra tombotsoa mivantana avy amin'izany. Fivondronan’ireo mpandraharaha rehetra ato anatin’ny faritra Boeny no mandrafitra ny Tranoben’ny Varotra sy ny Indostria ary izy no mandrindra ny fifaninanana ara-toekarena amin’ny fanomezam-baovao ireo mpandraharaha, indrindra ny fampifandraisana ireo miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana. Anisan’ny fandaharan’asa goavana ho tanterahin’ireto mpikambana ireto ny hanafarana “pont bascule” vaovao, izay sady ho tombotsoan’ny faritra Boeny amin’ny fampidirana tamberimbidy (ristourne) ihany koa.  
    Lire la suite ...
    • jeudi, 26 octobre 2017 13:54
    • Photos Fournies

    Lancement de Blueline Business

    Afin de mieux servir les intérêts de ses clients Entreprises, Blueline réorganise ses activités B2B sous le nom de « Blueline Business ». Blueline en quelques mots Blueline est au service des Entreprises malagasy et internationales depuis plus de 20 ans.Blueline est à la pointe de la technologie et de l’innovation depuis sa création en 1997 :
    Lire la suite ...
    • jeudi, 26 octobre 2017 13:17
    • Photos: Région Boeny

    Région Boeny: Pilote pour le développement

    Le Ministère de l’Economie et du Plan et la Région Boeny ont organisé un « dialogue économique aux fins de la conception d’un outil d’appui au développement régional pour l’effectivité de la croissance inclusive du Plan National de Développement (PND) - Région Boeny». Pour ce faire, un atelier a eu lieu hier à l’hôtel les Roches Rouges Mahajanga.Les acteurs économiques dans la Région Boeny se sont donc réunis afin d’approfondir, de débattre et de dégager des réflexions permettant d’avoir un document d’orientation stratégique qui se rapporte sur différents points, à savoir, les problématiques liées au développement des facteurs clés prédéterminés et identifiés pouvant stimuler la croissance inclusive dans la Région Boeny, les réponses concrètes pouvant transformer ces problématiques en opportunités, la sélection des actions prioritaires concrètes et ciblées susceptibles d’aider les décideurs dans leur prise de décisions et enfin l’identification des portes d’entrées pour chaque priorité retenue y compris les objectifs et les résultats attendus.
    Lire la suite ...
    • dimanche, 22 octobre 2017 15:29
    • Photo Sobika

    Filière vanille: Cafouillage total dans la délivrance de l’agrément exportateur

    L’Etat avait fixé la date d’ouverture de l’exportation de vanille pour le 15 octobre dernier, et normalement la liste de ceux qui auront l’agrément exportateur devait sortir avant cette date. Après plusieurs micmacs et une 1ere liste sortie (pour approbation de la PNV), une soi-disant liste définitive est sortie mercredi dernier. Malheureusement, plusieurs exportateurs qui exportent et travaillent dans cette filière depuis plusieurs années n’ont pas eu leurs agréments sans qu’on leurs disent la raison: ils ont rempli les conditions exigées par le ministère concerné. On les rassure en leur disant qu’il y aura une 2eme liste qui va sortir (quand ?). En attendant, ces exportateurs sont bloqués avec leurs envois prévus ces prochains jours, et leurs clients qui les ont pré-financés sont dans l’incompréhension totale.
    Lire la suite ...
    • dimanche, 15 octobre 2017 18:40

    Faritra Atsinanana: Hisokatra ny 16 oktobra ny taom-piotazana jirofo

    Araka ny didim-pitondrana 014/2017/Res-Ats navoakan’ny Faritra Atsinanana ny zoma 13 oktobra 2017 dia hisokatra ny alatsinainy 16 oktobra amin’ny enina ora maraina ny taom-piotazana jirofo. Mamokatra an’arivony taonina isan-taona ny Faritra Atsinanana, ary vokatra isany mampidi-bola amin’ny Faritra izy amin’ny tamberimbidy sy haba samihafa. Velona ahiahy anefa ireo mpandraharaha manoloana ny fisian’ny valan’aretina pesta ao amin’ny faritra Analanjirofo sy Atsinanana, sao hiteraka fatiantoka goavana ho an’ireo mpanangom-bokatra sy ny tantsaha toy ny tamin’ny taona 2000 nisian’ny valanaretina kôlera indray.
    Lire la suite ...
Page 5 sur 36