Economie

    • mardi, 08 mai 2018 22:53
    • Sary nomena

    Ministeran’ny Indostria: Nanolorana fiarakodia “Karenjy”

    Nanolotra ireo fiarakodia « Karenjy – Mazana II » ireo, tamin’ny anaran’ny Fitondram-panjakana, ho an’ny Ministeran’ny Indostria sy ny Fampandrosoana ny sehatra tsy miankina, ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta, Mahafaly Solonandrasana Olivier. Izao no natao, hoy ity farany, dia “ho fampandehanana misimisy kokoa ny asa sahanina eo anivon’ity departemanta ity. Ary nosafidiana ny “Karenjy” satria tafiditra ao anatin’ny politikan’ny Fitondrana ny fanjifana sy fampiroboroboana ny Vita Malagasy ».
    Lire la suite ...
    • samedi, 05 mai 2018 12:07
    • Photos Gasypatriotes Toamasina

    Port Toamasina: Situation bloquée

    Le port est encore complètement bloqué en ce moment. Chacun se campe sur leur position, d'un côté, le receveur de douane et le chef de poste, veulent préserver le port au cas où les manifestants tentent d'investir le port, de l'autre coté les douaniers en grève n'acceptent pas que les forces de l'ordre, avec certains douaniers font sortir des marchandises du port. Entre temps les opérateurs souffrent de cette situation chaotique. (Voir Galerie Photos ou Album)  
    Lire la suite ...
    • vendredi, 20 avril 2018 17:15
    • Photo Fournie

    Nouvelle marque MAMA SOA: La Société JB innove dans les produits culinaires

    La société JB est connue pour ses biscuits et bonbons et snacks comme Gouty, Pecto et Salto. Depuis l'année 1963 jusqu’à maintenant, JB a constamment fourni des produits innovants, de haute qualité et accessibles au pouvoir d’achat des Malagasy. Si JB s’est concentré sur les marchés des goûters et du plaisir, JB est maintenant ouvert à de nouvelles perspectives, face au rythme et aux contraintes de la vie quotidienne, grâce à sa nouvelle marque MAMA SOA.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 20 avril 2018 08:31

    Projet d'extension du Port de Toamasina: Réduire les risques de corruption

    La démarche de l’Agence Japonaise de Coopération Internationale (JICA) dans la prévention de la corruption envers le projet d’extension du Port de Toamasina promet. En tant que bailleur du projet, elle veut pallier aux risques de corruptions que pourraient subvenir en matière de mise en œuvre des passations des marchés y afférentes.
    Lire la suite ...
    • jeudi, 19 avril 2018 08:07
    • Sary Gasypatriote Antsirabe

    Vakinankaratra: Hiditra amin’ny andiany faha-4 ny Z’OVY

    Ho tontosaina ny faha 18 ka hatramin’ny 20 Mey ho avy izao indray ilay hetsika ara-toekarena goavana fanaon’ny Faritra Vakinankaratra dia ny “Z’Ovy” izany. Andiany faha-4 ny amin’ity taona ity raha ny fampahafatarana nataon’ny fiadidian’ny Faritra Vakinankaratra, tompomarika amin’ny hetsika. Tanjona hoy ny Jeneraly Rakotonarivo William, lehiben’ny faritra Vakinankaratra dia ny hanasongadinana ireo mpamokatra manerana an’i Vakinankaratra mihitsy, satria hisy ny fandraisan’anjara mafonja hataon’ny avy any amin’ireo Distrika mandrafitra ny faritra ary ny fanetsehana ireo mpisehatra fototra amin’ny fampandrosoana ara-barotra eto amin’ny faritra, miainga amin’ny tanjaka sy otrikarenan’ny Vakinankaratra.
    Lire la suite ...
    • mardi, 17 avril 2018 19:26
    • Photo fournie

    Vanille: Les acteurs pris pour des vaches à lait par des agents de l’Etat

    Depuis hier, des gens qui se disent employés du ministère de commerce (?) inspectent par surprise les exportateurs de vanille dans la région SAVA. Ils demandent des paperasses dans le but de soutirer de l'argent. Ils ont été chez un petit exportateur hier, et la conclusion du chef par téléphone est qu'« il faut négocier ». Il faut savoir que pour eux, négocier avec les exportateurs de vanilles se chiffre toujours en centaines de millions d'Ariary, se plaignent les acteurs de vanille qui se sentent comme les vaches à lait de ces agents de l'Etat et n'ont plus aucune confiance en eux. « Nous sommes traités comme des criminels, juste parce qu'ils veulent qu'on leur donne leurs pots de vins. Là c'est trop, ils ne sont jamais là quand on affronte tous nos problèmes de la filière et ne manquent jamais de revenir nous racketter » ont-ils lamenté.  
    Lire la suite ...
    • mardi, 17 avril 2018 14:27
    • Sary Gasypatriote Sambava

    Sambava: Vonona ny tsy hampiasa zaza tsy ampy taona eo amin’ny seha-pihariana lavanila

    Nasiam-panitsiana nandritra ny fihaonana teto Sambava ny 16 aprily 2018 ny dinam-paritra ifampifehezana momba ny seha-pihariana lavanila aty SAVA, ary raha andiny 44 izany teo aloha dia niampy telo izay nampidirina ao ny ady amin’ny tsy fampiasana ankizy tsy ampy taona eo amin’ity sehatra ity. Telo taona lasa dia voakilasy tany amin’ny laharana fahatelo i Madagasikara eo amin’ny fomba fijerin’ny Amerikana ny lavanila avy aty amintsika raha faharoa izy teo aloha.
    Lire la suite ...
    • samedi, 14 avril 2018 10:49
    • Photos fournies

    Ivato: Salon des mines, du pétrole et de l’équipement

    La seconde édition du Salon des mines, du pétrole et de l’équipement se tient au Mining Business Center Ivato-Antananarivo du 13 au 15 avril 2018. Ce salon est le fruit d’un partenariat public-privé, dans l’objectif de promouvoir le secteur extractif national, à travers la mise en place d’une plateforme de rencontres et d’échanges entre les parties prenantes du secteur minier et pétrolier, publiques et privées, nationales et étrangères. Une cinquantaine d’opérateurs du secteur extractif, nationaux et étrangers, participe au Salon des mines, du pétrole et de l’équipement. Outre l’exposition, des conférences-débats, ouverts au grand public, sont également au programme. (Voir Suite Galerie Photo)
    Lire la suite ...
    • samedi, 14 avril 2018 09:00
    • Sary Gasypatriote Morondava

    Fizahantany: Manana mpisera-dia mendrika ny aty Menabe sy Melaky

    Notanterahina teto Morondava ny 12 sy 13 aprily teo ny fanombanana ireo mpisera-dia (guides) tato amin’ny faritr'i Menabe sy Melaky. Izany no natao dia ahafahana misivana ka mamantatra ireo olona lahy sy vavy mendrika hisehatra amin’ny fizahantany ato amin’ny faritra. Miisa 73 ireo mpisera-dia amperinasa sy ireo vao handray asa niatrika izany. Ireo izay nahomby tamin’ny fanombanana dia omen'ny ministeran’ny fizahantany ny tataratsy fahazondalana manao ny asa (agrément).
    Lire la suite ...
    • vendredi, 06 avril 2018 19:26
    • Sary Gasypatriote

    SIM: Salon de l'Industrie de Madagascar andiany faha efatra

    Ho tanterahina eny amin'ny Forello-Expo Tanjombato, ny 21-24 jona 2018, indray ny andiany faha efatra amin'ny Salon de l'Industrie de Madagascar na ny SIM. Izany dia tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny faha 60 taonan'ny SIM ihany koa, ka ny teny ho entina amin'izany dia ny hoe: Malagasy ny Antsika. (Jereo Tohiny sary)
    Lire la suite ...
Page 2 sur 36