Inde: Gâteau 6.5km lava indrindra eran-tany

  • jeudi, 16 janvier 2020 12:49
  • Tigre
  • Sary nindramina

Montsana ny amboaran'i Sinoa ny taona 2018, nanao mofomamy 3.2km tany Zixi.

Ny alarobia 15 janoary, dia mpanao gâteau 1500, tany Kerala Inde no nanao mofomamy vanila mirefy 6.5km izay milanja 27 000kg nandritra ny 4ora.

Siramamy sy lafarinina 12 000kg no lany tamin'izany.

Izao no natao, hoy ireto mpanao gâteau ireto, anehoana eo anatrehan'izao tontolo izao, ny fahaizamanao ananan'izy ireo, satria dia madio sy tsara tokoa ny mofomamy vanila namboarin'izy ireo.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.