Wawa Paris: "Ianareo sisa andrasana"

  • mardi, 31 décembre 2019 15:15
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Izany no hafatra napetraky Wawa, "prince du Salegy", raha hiazo an'i Paris Rungis 47 rue des Solets 94150, tamin'ny limousine, izay nitondran'ny mpikarakara ny lanonana an'ity mpanan-kanto Malagasy malaza ity, ho fanaovam-belomana ny taona 2019, ka hiarabana ny taom-baovao 2020 anio alina 31 desambra.

Hafana tokoa ny fety satria dia ny tarika Wawa iray manontolo no ampiakatra motro ambiance, miaraka amin'ny Big MJ, Lico Kininike ary Rijade.

(Jereo Sary Tohiny)

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.