FJKM: Manomana ny andiany faha 2 "Rodorodo Haona Fi 2019"

  • samedi, 24 août 2019 17:07
  • Njaka
  • Sary Njaka

Ny foibe FJKM dia manomana indray ny andiany faha 2 an'ilay "Rodorodo Haona Fi 2019" izay atao ny faha 30 sy 31 oktobra ary 01-02 Novambra ho avy izao, izay atao eny amin'ny village Voara Andohatapenaka.

Homanina araka izany ny fanentanana aram-pilazantsara sy seho an-tsehatra, ny fitilina ireo aretina maro, fampihofanana sy famelabelaran-kevitra.

Ankohatran'ny Tsena sy varotra fampirantiana dia eo ihany koa ny kilalao sy fifaninana samihafa. 

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.