LA CITY Ivandry: Toerana hoan'ny haikanto sy ny kolontsaina malagasy

  • mardi, 13 août 2019 20:19
  • Njaka
  • Sary Njaka

Notokanana androany teny amin'ny LA CITY Ivandry ny toerana hoan'ny haikanto sy ny kolontsaina malagasy, izay mitondra ny anarana hoe CITY AR'T. Tonga nanatontosa izany ny avy amin'ny ministeran'ny serasera sy ny kolontsaina tamin'ny alalan'ny ramatoa minisitra Lalatiana RAKOTONDRAZAFY ANDRIATONGARIVO sy Andriamatoa Danil Ismael, filoha mpanorina ny vondron'orinasa SMTP.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.